♦ Iharan'ny fandevozana avokoa ny 41% amin'ireo malagasy miasa any amin'ny tany Arabo, araka ny vokatry ny fanadihadiana nampahafantarin'ny EC FORM... ♦ Ho apetraka amin'ny talata ho avy izao ny fameran'ny fitondram-panjakana ny farany ambony amin'ny vidin'ny entana ilaina andavanandro "PPN"... ♦ Manomboka mandamina ny olan'ireo mpiasa ny fiadidiana ny tanàna ao Toamasina. Mihenjan-droa ny tady eo amin'ny mpanatanteraka sy ny mpanolon-tsaina ao amin'ny Kaominina Mahajanga...
Isika Malagasy dia afaka mivaotra hatrany satria manana ny harena isika. Ny endrika hisehoan'ny fahantrana: mihoatra ny 78% ny malagasy no mahantra porofon'izany ny fihenan'ny arikarena faobe -7,1%. Katesizy momba ny fitsidihan'ny Pape François teto Madagasikara, iarahana amin'i P. Randrianomenjatovo Fenohasina Dorysse.
Sabotsy 2 aprily 2022 — Herinandro fahefatra amin'ny Karemy — Indro ankehitriny ny fotoana tsara, indro ankehitriny ny androm-pamonjena — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 7, 40-53
Nandrombaka ny medaly volamena ho an’ny taty Afrika sy ny ranomasimbe Indiana tamin’ny fifaninanana eran-tany amin’ny famokarana cacao mifanaraka amin’ny kalitao takian’ny tsena iraisam-pirenena ny tantsaha ao amin’ny vondron’ny kaoperativa « Lazan’i Sambirano » any amin’iny Faritra Diana iny tamin’ny taon-dasa. Mbola tantsaha ao aminy koa no nahazo ny medaly alimo.
• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany, ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco