• Tany amin'ny 150 km andrefana somary atsimo andrefan'i Toliara no nisy ny foiben'ilay rivodoza Jude, tamin'ny 3 ora tolakandro teo... • Efa vonona avokoa ireo pitsopitsony rehetra ilaina amin'ny fanomanana sy ny toerana handraisana ireo delegasiona amin'ny fivoriamben'ny COI andiany faha-5, izay hatao eto amintsika ny 23 sy 24 avrily 2025... • Manamafy ny fiaraha-miasa momba ny ady atao amin'ny kolikoly ny Birao Mahaleotena Iadiana amin'ny Kolikoly, na ny BIANCO, sy ny Sampan-draharaha misahana ny Fanagiazana ny Fananana azo tamin'ny fomba tsy ara-dalana, na ny ARAI...
• Tany amin'ny 260 km andrefan'i Toliara no nisy ny foiben'ilay rivodoza Jude, tamin'ny 9 ora maraina teo. Tombanana hiditra an-tanety eo anelanelan'i Toliara I sy Androka Ampanihy anio alina na rahampitso vao maraina be, amin'ny tanjaka “Cyclone Tropical” izy... • Tsy hisy ny fanalavam-potoana fa tsy maintsy hajaina ny fe-potoana farany fisoratana anarana ho an'ireo mpiadina Bakalorea, dia ny 25 avrily 2025 amin'ny 6 ora hariva... • Miisa 800 ireo olona nisitraka ny tolotra maimaimpoana kopia sy kara-panondrom-pirenena tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Ambohibary, Distrikan'i Moramanga...
• Nitombo hery ka lasa “Forte Tempête Tropicale” ilay rivodoza Jude. Tany amin'ny 355 km andrefana somary avaratra andrefan'i Toliara no nisy ny foibeny tamin'ny 4 ora maraina... • Tsy maintsy hisy, fa tsy araka ny resaka mandeha ny isany, ireo trano horavana amin'ilay tetikasa Rocade mankety Ivato... • Hotanterahana anio ny fandevenana an'i Julien Rakotonarivo. Izy izay fantatra tamin'ny fiarovana sy ny fampiroboroboana ny lova ara-kolontsaina...
• Tombanana hiditra an-tanety rahampitso alina na ny sabotsy maraina, ilay rivodoza Jude. Any amin'ny Distrikan'i Toliara Voalohany sy Faharoa izy no hikasika an'i Madagasikara... • Tsy mbola nisy fehin-kevitra tena nifanarahana tamin'ny fihaonan'ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Tanana Vaovao sy ireo mponin'i Ivato voakasiky ny fanitaran-dalana... • Vao mainka mihasimba ny Lalam-pirenena faharoa, izay lalan-dran'ny toe-karena malagasy amin'izao. Efa potika indray izay efa namboarina kely teo aloha, hoy ny fanazavan'ireo mpampiasa ny RN2...
• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco