• Nampahafantarina androany, ireo mpikambana vaovao eo anivon'ny Filankevitry ny Mariboninahi-pirenena... • Nanome toromarika hentitra ho an'ireo zandary mandrafitra ny vondrona manokana miady amin'ny asan-dahalo andiany faha-37, ny Lefitry ny Kaomandin'ny FIGN, androany... • Handalo eny anivon'ny Mpanara-maso ny asa, ny olana misy eo amin'ny mpitantana ny Kaominina Ivato sy ireo mpiasa milaza ho voaroaka...
• Niditra an-tanety tao Mozambika ny maraina teo ilay rivodoza Jude, raha ny fampitam-baovao avy amin'ny Météo... • Efa firosoana tsikelikely mankany amin'ny jadona ny filazan'ny mpitondra fa : “hofongorana ny mpanohitra”, raha ny nambaran'ny Solombavam-bahoka Ramilison Nomenjanahary... • Tsy nandefasana filazana, ary tsy mahafantatra momba ilay fandravana trano teny amin'ny Kaominina Anosiala, Distrikan'Ambohidratrimo, ny zoma 7 marsa 2025, ny Ben'ny Tanana eny an-toerana...
• Manao antso avo amin'ny hamoahana ny tena marina, momba ny raharaha Rasazy Narindra, ny fianakaviany... • Dingana manaraka hataon'ny ARFM, ny hametraka Vovonana Foibe Nasionaly iray, mba hikambanan'ny ray aman-dreny rehetra eto amin'ny firenena... • Hanao fanazaran-tena ara-tafika miaraka i Iran, i Rosia ary i Chine anio, any amin'ny fari-dranomasin'i Iran...
• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco