• 11 febroary 1975 — 11 febroary 2025, 50 taona androany ny nitifirana ny Kolonely Ratsimandrava Richard. Lanonana ara-miaramila toy ny fanao isan-taona no nanamrihana izany teny Ambohijatovo, toerana nitrangan'ny fitifirana... • Mbola mila ezaka goavana i Madagasikara amin'ny ady amin'ny kolikoly. Laharana faha-140 amin'ny firenena 180 isika araka ny IPC, ho an'ny taona 2024... • Niova ny daty hanaovana ny fihaonamben'ireo manam-pahaizana iraisam-pirenena momba ny gidro sy ny rajako, eto Madagasikara. Hotanterahana eto Antananarivo eo anelanelan'ny faha-20 sy ny faha-26 jolay 2025 indray noho izany io fihaonana io...
• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco