♦ Nohainoana teny amin'ny fitsaràna tao Port Louis Maorisy taorian'ny fanadihadiana nataon'ny FCC azy ny maraina teo ilay mpandraharaha Malagasy Mamy Ravatomanga... ♦ Nilaza ny hametraka fitoriana eny amin'ny Fitsaràna ny sendikà mahaleotena eo anivon'ny Kaominina Antananarivo, noho ny feo mandeha fa misy mikasa handoro ny Lapan'ny Tanàna... ♦ 06 novambra 1995, feno 30 taona anio ny nahamay ny rovan'i Manjakamiadana, tsy mbola misy mangirana hatramin'izao ny antony nahatonga ny fahamaizana sy ny olona nanao izany... ♦ Nanentana ny mpino hivavaka mba hisian'ny fandriampahalemana manerantany ny Pape Léon-XIV...
♦ Ahemotra amin'ny volana febroary 2026 ny ZAIKABE FAHA-10 sy ny Kômity foibe faha-47, karakarain'ny FFKM izay nokasaina hatao ny 24 hatramin'ny 29 novambra 2025 izao, noho ny toe-draharaham-pirenena... ♦ Nisongadina tamin'ny filan-kevitry ny ministra omaly ny fanesorana olom-panjakàna ambony teo anivon'ny ministeran'ny vola sy ny fitantanam-bola sy ny nanafoanana ny didim-panjakàna nanendry ireo tompon'andraikitry ny DREN manerana ny Faritra 23... ♦ Sazy anterivozona 20 taona sy onitra 100 tapitrisa Ariary no azon'ireo olona telo voampanga tamin'ny famonoana an'i Rasazy Narindra araka ny didim-pitsaràna nivoaka omaly...
• Tsy voatana ny daty saika hanaovana ny Zaikabe sy ny Komity Foibe FFKM, noho ny zava-misy eto amin'ny firenena... • Maro ireo mpiasam-panjakana ambony nesorina tamin'ny toerany, nandritra ny Filankevitry ny Minisitra notanterahana androany... • Halain'ny CNaPS ny SMDG, ho takalon'ny tsy fahefan'ity farany ny vola nosamboriny...
♦ Hiroso amin'ny fanaovana fitsirihana (audits) eny anivon'ny sampandraharaham-panjakàna sy ministera ny Fitsaràna ara-bola aharitra 90 andro ny faharetan'izany... ♦ Miatrika ny fanadihadiana ataon'ilay sampandraharaha misahana ny fanadihadiana momba ny heloka bevava atsy amin'ny nosy Maorisy Andriamatoa Mamy Ravatomanga... ♦ Hiverina indray ny fahatapahan-jiro mifandimby ho an'ny tambazotra iraisan'Antananarivo noho ny tsy fahampian'ny rano ao Andekaleka araka ny fampahafantarana avy amin'ny Orinasa JIRAM... ♦ Natokan'i Papa Léon-XIV ho an'ireo olona mitolona amin'ny heritreritra hamono tena ny fangataham-bavaka ataony ho an'ity volana novambra ity...
• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco