• Voahitsakitsaka ny demokrasia sy ny zo fototra ho an'ny olom-pirenena, hoy ny RMDM androany teny Bel Air... • Lany avokoa ny lahadinika naroson'ny Ben'ny Tanana, Harilala Ramanantsoa, nandritra ny fivoriana nataon'ny Mpanolotsain'ny tananan'Antananarivo... • Tanora miisa 5.000 isam-paritra no kendren'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena hahazo fiofanana amin'ilay tetikasa “Tanora mandrafitra ny ho avy”...
“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco