♦ Fanoitra lehibe ho an'ny orinasa sy ny fampandrosoana ara-toe-karena ny lafiny angovo, isany navoitran'ireo mpandraharaha nandray anjara tamin'ny fikaonan-doha iraisam-pirenena Malagasy sy Dubaï io, nandritra ny fihaonan'izy ireo tamin'ny filoha Rajoelina Andry... ♦ Hotanterahana eny amin'ny tokontany malalaky ny ESCA Antanimena, amin'ny zoma ho avy izao ny Andron'ny Sekoly Katôlika eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo... ♦ La vanille hatrany amin'ny 3.000 taonina no andrasana mandritra ny taom-piotazana 2025 ao amin'ny Faritra Sofia, ny 14 jona ho avy izao moa no hisokafan'izay taom-piotazana izay ary tsy hifarana raha tsy ny volona nôvambra...
♦ Tombana anatiny sy fanehoana ny fiombonan'ireo sekoly katôlika rehetra manerana ny nosy ny fanaovana ny CEPE Katôlika, tontosa omaly talata faha-27 mey manerana ny Diôsezy moa ny CEPE Katôlika 2025... ♦ Mitodika amin'ireo mpampiasa vola avy any ivelany afahana mampiroborobo ny toe-karena manga amin'ny alalan'ny ministeran'ny jono sy ny toe-karena manga ny fitondram-panjakàna Malagasy... ♦ Hetsika maro no hankalazana ny faha-190 taona nanotàna ny Baiboly Malagasy voalohany sy ny tsingerin-taona faha-65 niorenan'ny fikambanana Mampiely Baiboly, ny 21 jona izao no ivon'ny fankalazana...
28 mey — Zanak'olona manan-katao i Masindahy Germain. Tao Autun izy no teraka. Nalaim-panahy ny reniny saika hanala azy tamin'izy mbola tany am-bohoka, ary ny nenitoany tao Avallon, nandritra izy nianatra dia saika hanapoizina azy ihany koa, kanjo ilay zanaky ny nenitoany indray no nahasotro ilay poizina ka nalemy manandram-pahafaty.
• Tontosa androany tany amin'ireo diosezy manerana ny nosy ny fanadinana CEPE Katolika. Tombana anatiny ary anehoana ny fiombonan'ireo sekoly katolika rehetra manerana ny nosy no antony anaovana ny fanadinana, hoy ny tompon'andraikitra... • Atao eny Anosy mandritra ny roa andro, nanomboka androany, ny fikaonan-doha ho fanetsehana ireo famatsiam-bola sy ireo fiaraha-miombona antoka maharitra ho an'ny jono sy ny fihariana anaty rano... • Feno 190 taona amin'ity taona ity ny Baiboly Malagasy voalohany. 60 taona koa ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy na ny FMBM. Hatao ny 21 jona 2025 etsy amin'ny CCI Ivato ny ivon'ny fankalazana...
• Notontosaina omaly ny fanaovam-beloma farany an'i Mompera Rakotosamimanana Nicolas, pretran'ny Diosezin'i Mahajanga, nodimandry teo amin'ny faha-58 taonany... •“Discernement spirituel pour le développement intégral”, izay no lohahevitra nanamarihana ny “Journée des Cadres Chrétiens”, teto amin'ny Diosezin'Antananarivo... • Fanentanana ny kristianina hiaro, hizara ary hiaina ny finoana, no nataon'i Mgr Jean de Dieu Raoelison, nandritra ny fankalazana ny ivon'ny faha-100 taonan'ny EKAR Masindahy François Xavier Antanimena...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco