Mbola tsy miverina amin'ny toerana nisy azy teo aloha ny lalam-pihariana ronono any Vakinankaratra taorian'ny krizy nitranga tamin'ny heritaona. Manahy amin'ny ho avin'ny lalam-pihariana ihany koa ny mpiompy manoloana izao andiany faharoa amin'ny valan'aretina covid izao...
♦ Tsy mitsahatra manentana ny olom-pirenena hanaja ny fepetra ara-pahasalamana ny polisim-pirenena. Afaka mitoroka ny tranga tsy fanajàna ny fepetra sakana anaty fiara fitanteram-bahoaka amin'ireo polisy eny an-dalana ny mpandeha... ♦ Manan-kery ary azo ampiasaina tsara manerana ny Nosy ny vola taratasy rehetra 2.000Ariary, 1.000Ariary sy 500Ariary navoaka tamin'ny taona 2017 hoy ny Banky foibe...
Noho ny fahasarotana ateraky ny zava-misy ankehitriny dia tena ilaina ny fifanohanana sy ny fifankaherezana eo amin'ny samy olombelona. Sehatra iray hanamora izany ny eo anivon'ny mpianankavy noho izy ireo tena iharan'ny olana mivantana, ara-pifandraisana sy ara-pivelomana...
♦ Misokatra ankehitriny ny fandraisan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ny antotataratasin'ireo mpitsabo sy mpitsambo mpanampy, amin'ny fitsaboana ny mararin'ny Covid... ♦ Hisy hetsika fampandrian-tany, hataon'ny ZRPS any amin'ny Distrikan'i Toliara II, manoloana ny fiverenan'ny asan-dahalo amin'izao fotoana izao...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco