♦ Nandefa taratasy eny anivon'ny CENI, manoloana ny fandavan'ny OVEC ny antontan-taratasiny ho kandidà Ben'ny Tanàna Andriamatoa Ravalomanana Marc. Manana roa andro hamaliana izany ny CENI... ♦ Tsy nanafina ny fikasany hanolotra ny PDS teo aloha, Ramanambitana Richard, ho kandidà amin'ny fifidianana Ben'ny Tanàna ao Antananarivo Renivohitra ny Filohan'ny Repoblika, Andry Rajoelina... ♦ Nasiam-panavaozana maromaro ireo fepetra fahazoan-dalana mitrandraka harena ankibon'ny tany eto Madagasikara...
♦ Tontosa omaly alahady ny fivahinianana Masina fanao isan-taona ho an'ny Diôsezin'Antsirabe... ♦ Tontosa omaly ny fanadinana andiany voalohany handraisana mpiofana zandary miisa 1.500, hatao any Ambositra ny fihodinana faharoa... ♦ Maherin'ny 360.000 isa ny tokantrano tantsaha mpikambana ao amin'ny FIFATA mankalaza ny faha-35 taona nijoroan'ny fikambanana... ♦ Hiverina hisokatra ho an'ny rehetra ny sabotsy 7 desambra ny varavaran'ny katedraly Notre Dame de Paris.. ♦ Niheren-doza indray Andriamatoa Donald Trump raha ny fampitam-baovao avy amin'ireo ekipany, amin'ny fiomanana fiatrehana fifidianana filohan'ny repoblika any Etazonia...
♦ Mety hihemotra ny daty farany handraisana ny antotan-taratasy filatsahan-kofidiana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina, manoloana ny fahavitsian'ny kandidà efa nahatontosa ny fametrahana antotan-taratasy... ♦ Hiroso amin'ny fampiasana ny sambo hitaterana entana ny paositra Malagasy atsy ho atsy, iatrehana amin'ny fifaninanana... ♦ Mpiasa miisa 244 no nampihatoana ara-teknika teny amin'ny orinasa afakaba teny Ankadikely-Ilafy... ♦ Nandefa tifitra MISSIL niainga avy any Yemen tany afovoan'i Israely omaly maraina ny vondrona mpihoko Houthis izay tohanan'i Iran... ♦ Mpifindra monina an-tsokosoko miisa 8 no maty, ary 6 hafa naratra nahiditra hopitaly vokatry ny faharendrehan'ny sambo nitondra azy ireo tany La Manche...
♦ Ao anatin'ny lalao hihaonany amin'i Comores ny Barean'i Madagasikara amin'izao fotoana izao. Vonona ny handresy ny Barea, hoy ny mpanazatra Me Rôrô... ♦ Alatsinainy mainty tamin'ny firehetana ny tao Antananarivo an-drenivohitra sy ny manodidina androany... ♦ Hirotsaka hofidiana no Ben'ny Tanàna ao amin'ny Kaominina Ankadikely Ilafy, ny mpanao gazety Andry Rakoto...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco