♦ Velaran-tany mahery ny 75000Ha no hovolena hazo manerana ny Nosy amin'ity taona ity... ♦ Sekolim-panjakana, Ambaratonga fototra dimampolo, eto Madagasikara no hisitraka fotodrafitrasa momba ny rano fidiovana amin'ity taona ity, ao anatin'ny Tetik'asa Sakaizan'ny Wash... ♦ Mikasa ny hanongana mialoha ny fotoana, ny filoha am-perinasa Donald Trump ireo eo anivon'ny Kôngresy amerikana...
Talata 12 janoary 2021 — Herinandro voalohany mandavantaona — Ampianaro ahy, ry Tompo, ny lalanao, ary tariho ho amin’ny lala-mahitsy aho — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 1, 21-28
♦ Miakatra indray ny isan'ireo olona tratran'ny Coronavirus, eto Madagasikara... ♦ Manjavozavo ny fihazakazahan'ny mpitondra fanjakana, nametra fitoriana tamin'ilay raharaha volamena tratra tany Afrika Atsimo... ♦ Hisitraka EPP manara-penitra telo ny ao amin'ny Kaominina Ambohidratrimo...
Tamin’izany andro izany, niverina nankany an-trano i Jesoa sy ny mpianany, dia nivory indray ny vahoaka, ka tsy afa-nihinana akory izy ireo. Nony nandre izany ny havany dia nivoaka hihazona Azy, fa hoy izy ireo : "Efa very saina Izy".
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco