Ny misongady amin'ny fanirahana an'i Môizy : famaritan'Andriamanitra ny tenany mivantana sy ny momba azy amin'ny zanak'Israely ; araka izay nambaran'Andriamanitra tamin'i Môizy hoe : "Ilazao ny vahoaka fa Izaho ilay MISY", izany hoe, ilay eo an'ivon'ny vahoaka mandrakariva. Ny fanafahana ny vahoaka teo anatrehan'i Faraoana dia noho ireo toro-marika avy amin'Andriamanitra... Katesizy momba an'ny fanambaran'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
• Miantso ny mpanao politika tsy ankanavaka, na mpanohitra, na mpiara-dia amin'ny fitondrana, ny antoko ALFA, mba tsy haneho hevitra mifono fihantsiana sy fandranitana ka ahiana hiteraka savorovoro eto amin'ny firenena... • Hiroso amin'ny fivoriambe ny sendika TRIADE amin'ny zoma 19 septambra ireo. Misy ireo tompon'andraikitra manao ny sakantsakana amin'izany... • Hikorontana ny famatsian-drano amin'ireo toerana maromaro ao Antananarivo Renivohitra, rahampitso alakamisy...
♦ Efa mirehatra mena avokoa ireo tondro rehetra maneho ny tsy fahombiazan'ny fitantanan'ny mpitondra sy ny fahantran'ny vahoaka Malagasy hoy ny solombavambahoaka Rajerison Antoine... ♦ Voaresaka tamin'ny fihaonana teo amin'ny filoha Malagasy sy ny delegasiôn'ny tahirim-bola iraisam-pirenena ny fampiharana ny vidin-tsolika tena izy sy ny fanavaozana ny satan'ny orinasa jirama... ♦ Eken'ny kaominina Antananarivo renivohitra ny hiasan'ny taxi-moto ho fitaovam-pitanterana ara-dalàna, hijery miaraka ny fomba hametrahana ny rafitra ho azy ireo ny kaominina sy ireo chef de piste...
♦ Nankatoavin'ny governemanta ny tolo-kevitry ny CENI ny hanaovana ny fifidianana Loholona amin'ny faha-11 ny volana desambra ho avy izao... ♦ Hikarakara varavarana misokatra ny zoma sy sabotsy izao ny Faculté toe-karena, fitantanana, ary ny fiaraha-monina (EGS) eny amin'ny Université Ankatso... ♦ Ho foana afaka volana maromaro ny fahatapahan-jiro lavareny (délestage) any amin'ny Distrika Vohimpeno, Faritra Fito-Vinany, ity Distrika ity izay isany nisitraka ilay fandaharan'asa fametrahana Parc solaire... ♦ Praiministra fahafito nandritra ny fitondran'i Emmanuel Macron nanomboka ny volana mey 2017 ny praiministra Sébastien Lecornu...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco