Ny Lahika dia tsy maintsy manaiky ho tantanina amin'ny fampianaram-pinoana mba tsy hivaona amin'ny lalana nosoritana ho azy, ny lalan'ny fahamasinana. Ny Eveka sy ny Pretra no mpampianatra ny Lahika voalohany. Fadiana ny manaraka na mivavaka amin'olona na mifototra amin'ny firehin-kevitra manokana... Katesizy momba ny antso - Loloha lanitra - ho amin'ny fahamasinana ao amin'ny Eglizy, iarahana amin'i P. Wagner Randriamampandry.
• Voamarina fa fanapoizinana niniana natao no nitranga teny Ambohimangakely, izay nahafatesana olona am-polony, raha ny vokatry ny analyse natao tany Frantsa... • Nanomboka androany teny Soanierana ny fitokonana fanairana ataon'ny Tambaben'ny Mpiasan'ny Jirama. Manome 24 ora ny fitondram-panjakana izy ireo mba hamahana ny olana... • Adihevitra misokatra ny momba ny fanamabrana an-kolaka nataon'ny olom-boafidy tany Matsaitra Ambony, amin'ny tokony hanohizan'ny Filoha am-perinasa ny fitantanana ny firenena, ka hanovana ny Lalam-panorenana, hoy ny Vovona IFI...
♦ Manome fe-potoana 24 ora hitadiavana vahaolana momba ny fitakiana ireo mpiasan'ny JIRAMA. Feno hipok'ireo mpiasa ny foiben'ny JIRAMA eny Soanierana, izay toerana anaovan'izy ireo fitokonambe... ♦ Namoaka "ordre réquisition" ny Ministeran'ny Angovo sy ny Akoran'afo ny maraina teo, manoloana ity fitokonamben'ny mpiasan'ny JIRAMA ity... ♦ Mitaky ny marina momba ny antony nahatonga ireo fahapoizinana ara-tsakafo niseho tato ho ato ny Kmf/Cnoe. Namoaka fanambaràna momba ireo olana ara-tsôsialy samihafa misy ity mpikambann'ny Firaisamonim-pirenena ity... ♦ Notafihan'i Rosia tamin'ny alalan'ny Drones +700 isa i Ukraine omaly...
Ny zokiolona, vehivavy, dia efa miaina, tonga sy tafiditra amin'ny vanim-potoanan'ny fitsaharana. Rehefa miha mahazo taona ny vehivavy dia mihena tsikelikely ny ely, izay mampientana ny taovam-pananahana sy ny mahaolona, ary misy fiovana eo amin'ny vatana, ohatra mihamanify sy fotsy ny volo. Ny fiovana misy ety ivelan'ny vatana vehivavy zokiolona dia tsy aretina fa ara-boajanahary, anefa ireny mety hiteraka hitakika tsinahy... Fandaharana "Ampela Miary" tontosaina eto amin'ny Radio Don Bosco.
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco