♦ Hifarana anio ny fe-potoana 48 ora nomen'ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa hamahana ny olan'ny mpianatra eny amin'ny polytechnique Vontovorona... ♦ Hiroso amin'ny fanamboarana ireo làlana tena ratsy ao Antsapanana miazo an'i Moramanga sy Brickaville miazo an'i Toamasina ny ministeran'ny asa vaventy... ♦ I Madagasikara no handray ny fivorian'ireo firenena mpikambana anatin'ilay fifanarahana Naérobie aty andrefan'ny fari-dranomasimbe Indiana na ny COP 11, ny 20 hatramin'ny 22 aogositra ho avy izao etsy amin'ny CCI Ivato... ♦ Nofidian-dRamatoa Kamala Harris ho mpiara-mihazakazaka sy mpiray lisitra aminy amin'ny fiatrehana ny fifidianana filoha any Etazonia i Tim Walz...
♦ Novelabelarina nandritra ny andro fahaenina amin'ny fihaonambe maneran-tany momba ny fifandraisan'ny mpiara-belona ho an'ny Saleziana tanterahana ao Roma renivohitr'i Italie ny momba ny asa fanaovan-gazety kirakiraina amin'ny alalan'ny "Mobile Journalism"... ♦ Tsy manara-dalàna ary mandika ny lalam-panorenana ny programan'asa ho fanatanterahana ny PGE izay hatolotry ny praiministra eny anivon'ny antenimiera raha tsy faritana sy tapahina eo anivon'ny filan-kevitry ny governemanta hoy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana... ♦ Avotry ny mpitandro filaminana ireo folo lahy nisy naka an-keriny tao amin'ny kaominina Ambohibary Vohilena, Disitrikan'Anjozorobe...
♦ Novelabelarina nandritra ny andro fahenina amin'ny Fihaonambe Maneran-tany momba ny Fifandraisan'ny mpiara-belona, ho an'ny Salezianina, tanterahana ao Roma, ny momba ny fanaovan-gazety kirakiraina amin'ny alalan'ny finday na “Mobile journalism”... ♦ Avotry ny mpitandro ny filaminana ireo folo lahy nisy naka an-keriny tao amin'ny Kaominina Ambohibary Vohilena, Distrikan'Anjozorobe. Nijery ny zava-misy tany an-toerana ireo tompon'andraikitra eo anivon'ny Foloalindahy... ♦ Miditra an-tsehatra manohana ny fanatsarana ny lalam-pihariana kafe, ny fandaharan'asa PIC...
♦ Nampiantsoana hivory maika ireo Antenimiera mpanao lalàna amin'ny zoma sy amin'ny alatsinainy izao. Nisy ny filan-kevitry ny ministra manokana notarihan'ny filoha, nanapahana izany omaly... ♦ Nanao tatitra ny tale jeneralin'ny Bianco, omaly. Ireo ministera fototra misahana ny fiainam-bahoaka amin'ny ankapobeny no tena voakasiky ny fanaovana ny kolikoly eto Madagasikara hoy izy... ♦ Nihatsara ny tahan'ny fampinonoan-dreny teto Madagasikara, raha ny tatitry ny Unicef. Niakatra ho 54% izany, saingy mbola ambany ny any amin'ny tapany atsimon'ny nosy... ♦ Nampitondra faisana izay nolalovany tany Floride-Etats-Unis ilay rivo-doza Debby ; olona 4 no namoy ny ainy...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco