Lasa fitaovana hisandohana sy hanapotehana ny fiainan'ny hafa ny "facebook". Maro ireo endrika fisandohana eo amin'ny "facebook", miantomboka amin'ny tsy fampisehoana ny marina momba ny olona mitondra ny compte iray. Aoka tsy hadinoina fa mbola miteraka adi-hevitra sy fanontaniana maro hatramin'izao fotaona iresahantsika izao ny momba ny fanajana ny fiainana manokan'ny mpiserasera ny "facebook". Katesizy momba ny facebook sy ny aterineto, iarahana amin'i P. Mitsinjo Luc Rason.
20 aprily 2023 — Alakamisy, Herinandro faharoa Fankalazana ny Paka — Nitsangan-ko velona i Kristy Ilay nahary ny zavatra rehetra ary niantra ny zanak’olombelona — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo. 3, 31-36)
♦ Ilaharana vao maraim-be ny fanamboarana pasipaoro eny Anosy. Tonga hatrany amin'ny savorovoro izany... ♦ Feno 18 taona androany ny EKAR Radio Faniry, any amin'ny Diôsezin'Antsiranana... ♦ Mizarazara ny hevitry ny tanora, manoloana ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana...
♦ Tsy marina ny filazàna fa nisy olona 120 isa maty, vokatry ny hanohanana tany Vangaindrano hoy ny tale jeneralin'ny BNGRC... ♦ Niparitaka tamin'ny tambazotran-tserasera omaly ny vaovao nilaza ny fahaverezam-bola 400 tapitrisa ariary tao amin'ny "trésorerie principale" ao Ambalavao, efa mandeha ny fanadihadiana... ♦ voasambotra noho ny fandefasana hafatra diso adiresy tamin'ny findain'ny ben'ny tanàna iray any amin'ny distrikan'i Maintirano ny lehilahy miisa 02 mpianaka, mpangalatra voamason'olono... ♦ Nankatoavin'ny FMF, omaly, ny fametraham-pialan'andriamatoa Nicola Dupuis, tsy ho mpanazatra ny Barea an'i Madagasikara intsony...
• Omena anjara toerana ao amin'ny Jobilin'ny Olom-boatokana ny fampahafantarana ireo Olontsambatra sy Olomasina Malagasy... • Fivahinianana masina eny amin'ny Katedraly Andohalo no hanamarihan'ny Vehivavy Misionera Katolika eto Antananarivo ny fankalazana ny taon-jobily... • Nankahery ireo relijiozy vavy, hanavao ny fitiavany an'Andriamanitra, ny Papa Léon XIV tamin'ny fihaonany tamin'izy ireo ny alatsinainy 30 jona 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco