Mba haha-iray tsy mivaky na dia ny fivondronan'ny Eveka aza, dia nofidian'i Jesoa Kristry i Masindahy Piera hitarika ireo Apôstôly sisa rehetra. Najorony izy ho loha sy fototra, mandrakizay sy hita maso, ho an'ny finoana sy ny fiombonan'ny Eglizy manontolo. Araka izay voalazan'ny Soratra Masina : Ianao no Piera Vato, eo ambonin'izany vatolampy izany no hanorenako ny Egliziko... Katesizy momba ny fiangonana, iarahana amin'i P. Rafidison Abdon.
Alarobia 21 desambra 2022 — Herinandro mialoha ny Noely — Ianao Filohan’ny fokon’i Israely izay niseho tamin’i Môizy sy nanome azy ny lalàna teny an-tampon’i Sinaia, avia mba anavoty anay ny herin-tsandrinao — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 39-45
♦ Am-perinasa, manohy ny asan'ny Birao teo aloha, ny Birao vaovaon'ny Vovonam-pirenena Katôlikan'ny Tanora. Tontosa teny amin'ny CNPC Antanimena, ny fampitan-draharaha tamin'ny Birao teo aloha... ♦ Hampihena ny fahasahiranan'ny mpiasam-panjakana mikarakara ny antontantaratasy ilainy ny rindram-baiko vaovao Augure. Natomboka tamin'ny ôfisialy androany tetsy amin'ny CCI Ivato ny fampiasana azy... ♦ Natolotra ireo mendrika tamin'ilay fifaninana matematika nokarakarain'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena ny loka ho azy ireo...
♦ Ao anatin'ny vinan'ny kaompaniam-pitaterana Madagascar Airlines ny hanao ny sidina reziônaly aty amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indiana sy Afrika-Atsimo... ♦ Nanomboka ny 15 desambra lasa teo hatramin'ny 15 janoary 2023 ny fialan-tsasatry ny fitsaràna. Natao hamitàna ireo vary mangatsiaka tsy vita nandritra ny taona izany hoy ny Ministry ny Fitsaràna fa tsy midika ho fikatonan'ny fitsaràna... ♦ Tokony ho mailo sy hitandrina foana ny rehetra, fa efa lasa aretina mipetraka mandavan-taona ny Covid-19 ; indrindra ho avy indray izao ny fety, fotoana mahabe olona amin'ny teorana rehetra...
• Ny fanakaikezana ny mahantra sy ny fanakaikezana ny pretra, ireo no teboka roa nisongadina, nandritra ny fihaonan'ny Evekan'i Madagasikara tamin'ny Papa Léon XIV... • Ankizy katolika manaja ny tontolo iainana, fanantenan'ny Eglizy : io no teny manentana ho an'ny ankizy rehetra tao amin'ny Diosezin'i Morombe, nentina nanamarihana ny Jobily 2025, ho an'ny ankizy... • Eokaristia Masina notanterahana tao amin'ny EKAR Masina Misely Itaosy omaly, no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha-25 taona niorenan'ny fikamban-drelijiozy Masera Carmélites Mineures de la Charité...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco