Tsy misy zavatra milamina raha tsy misy fandaminana, izay miainga amin'ny saina mba hampahomby ny taom-pianarana manaraka vaovao. Ny fialan-tsasatra alamina sa milamina no antoky ny fahombiazan'ny taom-pianarana ho avy, amin'ny fomba ahoana?. Ny fialan-tsasatra dia fialana amin'ny zavatra nahazatra na ara-tsaina na ara-batana ; miavaka amin'ny fialamboly izy io satria lava kokoa ara-potoana. Ny hamaritana fa mahomby ny zavatra hatao dia izy ahazoana tombontsoa na vokatra tsara. Ny telozorom-panabeazana no tena tokony misitraka ny fialan-tsasatra ; ireo rehetra voakasika dia mila mandamina mialoha ny saina, ny fandaniana, asongadina ny zavatra laharam-pahamehana.
♦ Nampahafantarina ireo mpiara-miombon'antoka sy mpisehatra amin'ny tontolon'ny rano, omaly, ny drafitr'asa miisa 05 ho entin'i Madagasikara any amin'ny fivoriana COP27... ♦ Hojeren'ny FMI ny hampihenany ny trosan'ireo firenena Afrikana. Nihena lasa 34 miliara dôlara ihany ny natokan'ny FMI hanampiana ireo firenena Afrikana amin'izao krizy misy eran-tany izao... ♦ Manaiky ny hisokafan'ny orinasa Base-Toliara hanohy ny asa fitrandrahana fasimainty ao aminy ny ankamaroan'ny mponina ao Benetsy, kaominina ambanivohitra Ankilimalinika, distrika Toliara-II...
20 jolay — I Masindahy Apollinaire resahana eto dia ilay avy any Antioche. Mpianatr’i Masindahy Pierre tamin’ny taonjato voalohany. Nohamasinina ho evaka tao Roma izy io dia nalefan’i Masindahy Piera tany Ravenne mba hitory ny finoana kristianina.
Ny rariny dia soatoavina tsy misaraka amin'ny fanatanterahana an'ilay hatsaram-panahy fototra ara-môraly mifanandrify aminy. Araka ny fomba mahazatra indrindra ilazana azy, ny rariny dia tsy inona fa ny finiavana, mitozo ary matotra, an'Andriamanitra sy ny namana ny zavatra tokony homena azy ireo. Raha tombanana avy ao anaty, ny rariny dia taratra amin'ny fihetsika baikon'ny finiavana. Katesizy momba ny rariny sy ny hitsiny, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
• Notanterahana ny 21 sy 22 jona 2025 ny hetsika entina hanohanana ny Seminera Zandriny, tao amin'ny Diosezin'Antsirabe, sady nankalazana ny fetin'ny Sakramenta Masina... • Katesista miisa 11 no nahavita fiofanana nandritra ny folo volana ka navoaka tamin'ny fomba ofisialy ny 24 jona 2025, tao amin'ny Diosezin'i Farafangana... • Nataon'Andriamanitra ho vatofehizoro ny vato nolavina, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly alahady, nankalazana ny fetin'i Masindahy Piera sy i Paoly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco