Sabotsy 25 aprily 2020 — Masindahy Marka Evajelista — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 16, 15-20 — Izahay kosa mitory an'i Jesoa Kristy voafantsika ; i Kristy herin'Andriamanitranitra sy fahendren'Andriamanitra.
♦ Olona iray vaovao indray no voaporofo fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara... ♦ Tsy naneho hevitra velively momba ny CVO i Son Eminence le Cardinal Tsarahazana Désiré, Arsevekan'i Toamasina tamin'ny fanambarana nataony omaly... ♦ Tsy manakana ny fampiasana ny tambavy CVO ny Académie Nationale de Madagascar...
♦ Niampy enina vaovao indray ireo olona sitrana nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus... ♦ Mbola misy hatrany hatramin'izao ny fitiliana ireo olona ahiana ho mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus... ♦ Nandefasana toromarika avokoa ny DIDEC rehetra manerana ny Nosy momba ny fiatrehana indray ny fampianarana taorian'ny fihatoana...
Zoma 24 aprily 2020 — Herinandro faharoa amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 6, 1-15 — Ny ondriko mandre ny feoko, hoy ny Tompo, fantatro izy ary manaraka ahy.
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco