Ilaina ny fanomezana fanabeazana ny zanaka amin'ny fampafantarana azy ireo ny lafim-piainana. (17-06-2020)

Alakamisy 18 jona 2020 — Herinandro faha-11 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 6, 7-15 — Efa nataoko hoe sakaiza ianareo, hoy ny Tompo, satria efa nambarako taminareo avokoa izay rehetra reko tamin'ny Ray.

♦ Misy paik'ady telo anatin'ny drafitra ho fanarenana ny toe-karem-pirenena eto Madagasikara... ♦ 61 ireo tranga vaovao voatily fa nahitana ny tsimok'aretina Coronavirus araka ny tatitra androany... ♦ Maherin'ny 2 tapitrisa ny olona misitraka ny tombon-tsoa amin'ny hetsika fisorohana sy ady amin'ny Covid-19, vokatry ny fanohanan'ny UNICEF ny Ministeran'ny Rano...

♦ Efa tafiditra any anivon'ny fonja ny tsimok'aretina Coronavirus ankehitriny. Voafonja 42 no voamarina ho mararin'ny Covid-19... ♦ Andro iray ihany fa tsy roa andro araka ny voalaza tany aloha ny fanatanterahana ny fanadinana CEPE... ♦ Azo vokarina sy amidy malalaka eto amintsika tsy ho ela ny toaka gasy...

Miara-dàlana] Alatsianiny 29 septambra 2025

• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...