♦ 18 no fitambaran'ny isan'ny olona vaovao voaporofo, araka ny tatitra mivoaka androany, fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus... ♦ Nomen'ny CBM na Christoffel Blindenmission tolotanana mitentina 240 tapitrisa ariary ireo olona manana fahasemanana sy marefo eto Madagasikara... ♦ Nakaton'ny Ministeran'ny Fitsarana mandritra ny fotoana tsy voafaritra ny Fitsarana ao Toamasina...

♦ Tokony tanterahana araka ny lalana ny famaranana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana rahampitso 15 mey hoy ny KMF/CNOE... ♦ Mila hamafisina ny fepetra amin'ny ady atao amin'ny valan'aretina any Toamasina hoy ny Zanaky ny faritanin'i Toamasina... ♦ Miverina misokatra manomboka androany ny sampana misahana ny fitsaboana homamiadana ao amin'ny Hôpitaly Ravoahangy Andrianavalona...

♦ Miisa 5 ny olona voaporofo fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus tamin'ireo tarehimarika 67 nambara tamin'ny herinandro voatery tsy maintsy naverina... ♦ Maty noho ny tifitra nataon'ny zandary azy omaly maraina i Norbert Ramandiamanana na i Lama... ♦ Nisy horohoron-tany nitranga teto Madagasikara alina. Tao amin'ny distrikan'i Fandriana ny foibeny...

Alakamisy 14 mey 2020 — Masindahy Matiasy, Apôstôly — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 15, 9-17 — Izaho no nifidy anareo tao amin'izao tontolo izao, mba handehananareo sy hahavokaranareo ary haharetan'ny vokatrareo, hoy ny Tompo.

[Miara-dàlana] Zoma 17 oktobra 2025

• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...