♦ Ny rafitra mihitsy no olana amin'ny fampandrosoana ny firenena, fa tsy ny Governemanta, hoy ny avy amin'ny vondrona Panorama, nanoloana ilay raharaha teny Tsimbazaza... ♦ Mitaky ny hanatsarana ny lalam-pifidianana ny KMF/Cnoe, tanatin'ny fanambaran'izy ireo. Tokony hisy ny fakan-kevitra isam-paritra, handrafetana volavolan-dalana amin'izany fanatsarana izany... ♦ Mbola tsy tafarina ireo mpandraharaha amin'ny sehatra tsy miankina, roa taona aty aorian'ny krizin'ny Covid-19, hoy ny filohan'ny Fivmpama...
♦ Nanao fanambarana omaly, ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena nanoloana ilay raharaha nafana teny Tsimbazaza. Niantso fitoniana mba tsy hampisavorivory ny sain'ny vahoaka Malagasy izy tamin'izany... ♦ Handefa iraka manokana eto Madagasikara, ny Vondrona Afrikana, hanombana ny firosoantsika amin'ny fifidianana amin'ny taona 2023. Tanjona ny hisorohana ny sanatria hisian'ny krizy pôlitika... ♦ Handray anjara amin'ilay fihaonana an-tampony, US Africa Summit 2022, i Madagasikara. Efa any Washington DC ny Filoham-pirenena Malagasy, miaraka amin'ireo delegasiôna tarihiny...
13 desambra — Tovovavy avy any Syracuse, Italie, i Masimbavy Lucie. Tonga tany Catane, teo amin'ny fasan'i Masimbavy Agathe, izy niaraka tamn'ny renin'ny izay tratry ny fahaverezan-dra tsy nahitam-panafana. Rehefa avy nivavaka fotoana fohy teo izy dia sondrian-tory kely.
Ao amin'ny fahambonian'ny hatsaram-panahin'Andriamanitra mihitsy ny hoe miteny amin'ny fitenin'olombelona Andriamanitra mba hanambaràny ny Tenany amintsika. Tsy mitady fomba hafa Izy rehefa miteny amintsika fa amin'ny fombatsika ihany. Tsy milaza afa-tsy teny iray Andriamanitra amin'ny teny rehetra ao amin'ny Soratra Masina dia ny Teniny tokana izay ao Aminy ilazany ny Tenany manontolo. Katesizy momba ny tenin'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Ralison Raphaël Eugène.
• Hotanterahana ny 14 hatramin'ny 18 septambra 2025, ny fiofanana iraisam-pirenena ho an'ny pretra aomonie sy ny mpitantana ara-panahy ny skoto aty Afrika... • Mankalaza ny faha-70 taona niorenany ny Masera Fo Madion'i Maria ao Antsiranana... • Hampitambatra sy hampiray ny finoana sy ny antokom-pivavahana, fa tsy hampisara-bazana, hoy ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco