Ho antsika kristiana ny "eny" dia milaza fanekena ny sitrapon'Andriamanitra, ka ny "eny" nataon'i Masina Maria no tonga ao an-tsaina voalohany amin'izany (cf Lk.1,38). Io faneken'i Masina Maria io no faratampony satria fiatombohan'ny asam-panavotana nataon'I Jesoa Kristy teto an-tany. Katesizy momba ny "eny amin'ny fahasahiana hanorina ho avy, iarahana amin'i P. Ratovonjanahary Jean Luc.
Alarobia 3 novambra 2021 — Herinandro faha iraika amby telopolo mandavantaona — Niantso antsika tamin’ny alalan’ny Evanjely Andriamanitra mba hahazoantsika ny voninahitr’i Jesoa Kristy Tompontsika — Evankely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 14, 25-33
♦ Miisa efatra ireo mpandeha antsokosoko nihazo ny nosy Mayotte no maty vokatry ny olana nahazo ny sambokely misy maotera nitondra azy ireo... ♦ Naaton'ny Filankevitra Ambonin'ny Mpitsara na ny CSM tamin'ny asa maha mpitsara azy Andriamatoa Raoul Harizaka Rabekoto... ♦ Tsy tompon'andraikitra amin'izay hena amaidy eny an-tsena, mety ahitana olana, ny sendikan'ny dokotera sy veterinaires eto Madagasikara, izay tsy mety hampiasa ny bokin'omby na ny FIB...
♦ Nolavina ny solontenan'ny Fitsaràna Tampony eo anivon'ny CENI. Mpikambana maharitra vaovao 7 amin'ireo 9 no efa nahazo fankatoavana tamin'ny sabotsy teo... ♦ Nitondra fanazavàna momba ilay famoahana didy fampisamborana iraisam-pirenena momba an'Andriamatoa Jean Ravelonarivo, ny ministry ny fitsaràna... ♦ Harahi-maso manomboka izao ireo olona mivezivezy, indrindra amin'ny alina, any amin'ny tapany avaratry ny distrika Toliara-II, noho ny tsy fandriam-pahalemana...
• Omena anjara toerana ao amin'ny Jobilin'ny Olom-boatokana ny fampahafantarana ireo Olontsambatra sy Olomasina Malagasy... • Fivahinianana masina eny amin'ny Katedraly Andohalo no hanamarihan'ny Vehivavy Misionera Katolika eto Antananarivo ny fankalazana ny taon-jobily... • Nankahery ireo relijiozy vavy, hanavao ny fitiavany an'Andriamanitra, ny Papa Léon XIV tamin'ny fihaonany tamin'izy ireo ny alatsinainy 30 jona 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco