Zava-dehibe ny fihariana sy ny fananana asa fivelomana araka ny lamina voajanahary. Ny asan'ny olombelona no iderany sy anomezany voninahitra an'Andriamanitra. Tsy mety ny filàna tombotsoa manokana sy ny kolikoly ary ny fanararaotana mbamin'ny fanomezana tombondahany ny sasany eo anivon'ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina. Katesizy momba ny asa fivelomana, iarahana amin'i P. Rabenirina Joseph.
Alakamisy 24 jona 2021 — Herinandro faharoa ambin'ny folo mandavantaona — Ianao, anaka, hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo indrindra : handeha eo anoloan’ny Tompo ianao, hamboatra ny Lalany — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 57-66. 80
♦ Hiova endrika ny matso eny amin'ny kianjan'ny Barea amin'ny 26 jona izao. Amin'ny fito hariva farafahatarany no hifarana ny lanonana eny Mahamasina... ♦ Tsy hanatrika ny lanonana eny Mahamasina ny antoko TIM, ary milaza hikarakara hetsika eny amin'ny Magro Behoririka amin'ny zoma izao...
♦ Matoky ny fanjakàna Malagasy sy ny fahaiza-mitantan'ny mpitondra ny mpamatsy vola sy ny mpiara-miombon'antoka hoy ny ministry ny toe-karena sy ny vola... ♦Nanamafy ny ministry ny fitanterana fa mbola mikatona ny sisin-tanin'i Madagasikara. Misy ireo olona afaka mahazo alalana manokana.... ♦ Hiroso amin'ny fankatoavana na tsia ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakàna nasiam--panovaàna 2021 ny solombavambahoaka amin'ny talata 29 jona izao...
Notendren’ny Papa Léon faha-14 ho eveka mpanampy ho an’ny Arsidiosezin’Antananarivo, androany 26 jona 2025, i Mgr Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana, izay Vikera jeneraly eto Antananarivo.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco