Ny herisetra atao amin'ny zavaboary dia herisetra manohitra ny olombelona ary fahotana manohitra an'Andriamanitra, noho izany, misy fomba fandinika sy fandraisana ny zavatra rehetra tokony hanaja ny nandaharan'Andriamanitra azy ireny tsirairay. Katesizy momba ny firotsahana amin'ny fikambanana hikatsahana ny soa iombonana, iarahana amin'I P. Ranaivozanany Tine Jeannot.

Alakamisy 12 aogositra 2021 — Herinandro fahasivy ambin'ny folo mandavantaona — Izay mitandrina ny didin’i Kristy no manana ny fitiavana an’Andriamanitra lavorary ao aminy tokoa — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 18, 21 — 19, 1

♦ Nambara tamin'ny fomba ôfisialy androany, teny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny maha faritra faha-23 an'i Vatovavy. Natao sonia ny maha manan-kery ny lalana mifehy izany... ♦ Hanao tomba ny fanatanterahana ny fampnantenana nataon'ny mpitondra nandritra ny fampielezan-kevitra ny fiaraha-monim-pirenena... ♦ Nampidirina am-ponja vonjy maika ireo tompon'andriakitra tamin'ny fanodikondinana ny fanampiana ho an'ireo lasibatry ny kere tany amin'ny faritra atsimon'ny nosy...

♦ Nanjavona tao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina ny "container" iray feno fanafody 1630 baoritra, araka ny fampitam-baovaon'ny OPHAM... ♦ Nisesy ny fangalarana zaza fotsy bobo na varive tato ho ato tany amin'ny distrikan'i Betroka. Tsy vitan'ny hangalarina fa tapahan'izy ireo ny lohany.... ♦ Misy mamitaka ny filoham-pirenena ka mila mitandrina. Ny olona akaiky azy ihany no ao ambadik'izany hoy Profesora Ralison Roger, momba ilay raharaha Apollo 21... 

[Miara-dàlana] Zoma 12 septambra 2025

• Hotanterahana ny 14 hatramin'ny 18 septambra 2025, ny fiofanana iraisam-pirenena ho an'ny pretra aomonie sy ny mpitantana ara-panahy ny skoto aty Afrika... • Mankalaza ny faha-70 taona niorenany ny Masera Fo Madion'i Maria ao Antsiranana... • Hampitambatra sy hampiray ny finoana sy ny antokom-pivavahana, fa tsy hampisara-bazana, hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...