♦ Tsy tokony hisy intsony ny fahatapahan'ny herin'aratra any amin'ny hôpitaly sy ny ivon-toerana fitsaboana ny Covid eto amintsika, na CTC, ary ny hôtely/hôpitaly. Nisy mantsy ny marary maty noho ny fahatapahan'ny herina'aratra, hoy ny Filoham-pirenena... ♦ Hiroso amin'ny fanadiadiana ara-tsiansa momba ny rambon-tany ambany ranomasina i Madagasikara manomboka amin'ny volana jona izao...

♦ Nitafa tamin'ny vahoaka malagasy alina ny filoham-pirenena Andry Rajoelina manoloana ny firongatry ny valan'aretina Covid. Nambarany fa hampiharina eto amin'ny faritra Analamanga isaky ny sabotsy sy ny alahady ny fihibohana tanteraka... ♦ Miisa 88 sy 500 ny ranga vaovao mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus ny sabotsy teo tamin'ny fitiliana miisa 1.696, sitrana 327, miisa 04 no lavon'ny aretina... ♦ Miandrandra fampandrosoana tsy mitanila sy ny fampiasana ara-drariny ny fitaovana fanamboaran-dalana avy amin'ny fitondram-panjakana ny député an'i Soavinandriana... 

Alatsinainy 19 avrily 2021 — Herinandro fahatelo fankalazana ny Paka — Nahita Ahy ianao ka mino, fa sambatra izay tsy nahita ka mino — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 6, 22-29

Alahady 18 avrily 2021 — Alahady fahatelo fankalazana ny Paka — Voasy aminay ny Soratra Masina, ry Jesoa Tompo; ataovy mirehidrehitra ny fonay rehefa miresaka aminay Ianao — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 24, 35-48

[Miara-dàlana] Alatsinainy 23 jona 2025

• Hankalaza ny faha-150 taona nanirahana ireo misionera voalohany ny fikambanan-dry Masera Filles de Marie Auxiliatrice... • Hotanterahana, any amin'ny Distrikan'i Mahitsy, ny 31 jolay hatramin'ny 3 aogositra 2025, ny JMJ an'ny Diosezin'Antananarivo... • Niantso ny mpino ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus, mba hiombona amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fizarana an-kafaliana lalandava ny fanomezan'ny fitiavana...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...