Talata 28 febroary 2023 — Herinandro voalohany amin'ny Karemy — Tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra aloaky ny vavan’Andriamanitra — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 6, 7-15)
♦ Tsy misy atahorana ny fiverenan'ny rivodoza Freddy. Ambany ny herijika hitomboan'ny heriny... ♦ Hamokatra angovo hatrany amin'ny 300MW ny tetikasa PRIRTEM 2. Tanan-dehibe roa, Antananarivo hatrany Antsirabe no handalovan'ny tambazotra fitaterana herinaratra izay mirefy 135km... ♦ Nanomboka androany ary haharitra folo andro ny "Caravane medicale Sarobidy ny Aiko", izay hisitrahan'ny mponina eto Antananarivo Renivohitra sy ireo Distrika manodidina...
♦ Taon-jobily dimy sosona no ankalazain'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ao anatin'ny efataona, manomboka amin'ity taona 2023 ity hatramin'ny taona 2026... ♦ Nanasa ny mpino rehetra ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus omaly, mba tsy hiady hevitra amin'ny demony... ♦ Nisy vokany ny fiarahan-dia nataon'ireo solontena avy amin'ny kaontinantan'i Azia, nandray anjara tamin'ny Sinaody Eglizy miara-dia, dingana kaontinantaly, hoy i Mgr Mario Grech...
♦Hiditra an-tsehatra amin'ny fitadiavam-bahaolana momba ny raharaham-pirenena ny FFKM, raha ny vaovao efa nivoaka tato ho ato. Ny volana marsa izao no hanomboka ny dingana voalohany amin'izany, raha tsy misy ny fiovàna... ♦ Hiroso amin'ny fitakiana miaraka ny CTM, manoloana ny tsy fisian'ny vahaolana momba ny famaritana ny karama farany ambany. Mbola tsy misy mangirana hatramin'izao ny hitazomana ny karama farany ambany ho 250.000 Ariary... ♦ Namoaka naoty fampahatsiahiana ny Ministeran'ny fahasalam-bahoaka momba ny fanaovana dokam-barotra ny fitsaboana sy ny fanafody nentim-paharazana. Misy ny sazy mihatra amin'ny tsy fanarahana izany, hoy io naoty io...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco