Ny olom-banona dia izay manisy hasina ny fifandraisana eo amin'ny maha samy olombelona, ary ao anatin'izany ny fanajana ny soatoavina. Ny maha olom-pirenena kosa dia ny fanatanterahana ny zo omen'ny lalana rehefa feno valo ambin'ny folo taona...
♦ Tontosa omaly teny Iavoloha ny fiarahaban'ireo Andrim-panjakana ny Filoham-pirenena mivady. Taonan'ny asa ity taona ity, hoy ny Filoha Andry Rajoelina... ♦ Tsy nankasitraka ny teny midina navoakan'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena nanemotra ny fidiran'ny mpianatra eto amin'ny Faritra Analamanga, ho amin'ny 17 janoary ny Vovonam-pikambanan'ny Sekoly tsy miankina... ♦ Manentana ny mponina eny ambanin'Ampamarinana sy ny manodidina hiala izany toerana izany ny BNGRC. Nametraka saina mena tamin'ireo trano sy faritra tandindomin-doza indray izy ireo omaly...
Alakamisy 6 janoary 2022 — Herinandro manaraka ny Epifania — Mpaminany lehibe no efa niseho eto amintsika, ary Andriamanitra efa namangy ny olony — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 4, 14-22a
♦ Taonan'ny asa ity taona ity ary tsy maintsy hisy ny fanitsiana ato ka ilaina fifanomezan-tanana, hoy ny Filohan'ny Repoblika, Andry Rajoelina, androany... ♦ Miandrandra fandraisana andraikitra sy fanemorana ny fidirana eny amin'ny oniversitem-panjakana koa ny Sendikan'ny SECES, sampana Antananarivo... ♦ Manodidina ny 1800 tafo ireo olona tandindomin-doza eny Ampamarinana ka nametrahan'ny BNGRC saina mena androany...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco