19 jona — I Masindahy Romuald dia teraka ny taona manonidinana ny 951, avy amin’ny fianakaviana Onesti, ducs de Ravenne. Sergio no anaran-drainy, nanabe azy tao anatin’ny fitadiavana fafinaretana izy io. Indray andro raha niady taminy ny rainy sy ny olona iray tao amin’ny fianakaviana dia i Romuald no nasain’ny rainy ho vavolombelona hanatrika ny adin’izy ireo izay niafara tamin’ny fifamonoana.
Mpanampy mahatoky sady mahefa ny Eveka ny Pretra : toy ny zanaka izy ireo ary sakaiza eo anatrehan'ny eveka. Ny Pretra ao amin'ny Eglizy katôlika dia ireo nandray ny sakramentan'ny filaharana tamin'ny alalan'ny fametrahan-tanan'ny eveka izay manamasina azy. Ho an'ny Eglizy Latina dia tsy manambady ny pretra fa ho an'ny tatsinanana dia manamasina pretra manambady izy ireo... Katesizy momba ny konsily vatikana-II, rafitra, iarahana amin'i P. Justolat Rafaralahimboa.
• Voamarina izao fa famosaviana niniana natao no nahafaty ireo olona miisa 17, tamin'ilay lanonana natao teny Imerikasinina ny sabotsy teo, raha ny namabaran'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka... • Hotanterahana ny 4 hatramin'ny 7 septambra 2025 ny Foara Iraisam-pirenena ho an'ny Famboleana sy ny Fiompiana ary ny Jono na ny FIA... • Notoloran'ny fanjakana malagasy ny mari-boninahitra Commandeur de l'Ordre National, ny Profesora Lily-Arson René de Roland, noho ny fitondrany avo ny anaran'i Madagasikara manerana izao tontolo izao, teo amin'ny sehatra fiarovana ny harena voajanahary...
♦ Vinavinaina hivoaka mialohan'ny faran'ny herinandro izao ny vokam-panadinana CEPE, hivoaka amin'ny pejy facebook an'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena ireo Distrika mamoaka ny vokam-panadinana... ♦ Nanaovana tatitra any amin'ny ministeran'ny Atitany, ny Bianco sy ny Ceni, momba ny fanitsakitsahana ny voalazan'ny lalàna amin'ny tsy tokony handraisany anjara amin'ny resaka politika ny lehiben'ny distrika ao Mahajanga-II... ♦ Vonona ny hanao tantsoroka ireo mpandraharaha Malagasy liana te handray anjara amin'ny TICAD andiany fahasivy atao any Japon afaka roa volana ny fikambanana AEMAJA...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco