Ny fanatanterahana ny fanambadiana amin'ny hafa finoana dia ilàna fandinihana tsara. Manao fandinihi-tena tsara indrindra mandritra ny fifamofoana ka maka hevitra amin'ny pretra na ny mpitandrina. Katesizy momba ny fahaizana mihaino ny antso, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
Talata 12 oktobra 2021 — Fetin'i Jan Beyzym, Olontsambatra — Izaho no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana, hoy ny Tompo; tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 1, 40-45
♦ Mamantatra ny tena isa marin'ireo mpandray fistroan-dronono ny minsitera mpiahy. Tankona ny hanao digitalisation ny fizarana fisotroan-dronono... ♦ Niakatra fampanoavana androany, ireo mpitsabo eo anivon'ny HJRA, izay voasaringotra tamin'ny raharahan'i Eddy Bois de Rose... ♦ Potika tanteraka ary tsy misy mpijery hatramin'izao ny fiainan'ny olona any Benonoky Midongy Atsimo, dimy volana tao aorian'ny fanafihan-dahalo mahery vaika nihatra tamin'izy ireo...
♦ Ny 22 jolay 1981, no nigadona tao amin'ny Distrikan'i Bemaneviky ny Fikambanana Salezianina Don Bosco, namaky lay tao amin'io toerana io, nanao ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly... ♦ Notokanana tamin'ny faran'ny herinandro teo iny ny Immeuble Voary, trano foiben'ny Caritas ao amin'ny Diosezin'Antsirabe... ♦ Nanentana ny mpino rehetra ny Papa, nandritra ny vavaka Angelus omaly, mba hanontany tena hoe : "Inona no tena fifandraisana marina amin'Andriamanitra, ary manao ahoana no namelomana ny finoana ?"...
• Mibanjina, mitandrina ary mahafoy: izay no hafatra napetrak'i Mompera Rakotondranaivo José Gaston, Provinsialin'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, nandritra ny voady voalohany nataon'ireo frera miisa 13 mirahalahy avy eo anivon'ity fikambanana ity... • Notanterahana tao anatin'ny efatra andro ary nifarana omaly, ny “Festival de la diaconie de la beauté” sy ny “Foire du Diocèse vert”, tany amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco