♦ Hanatevin-daharana ny fikambanana Gasy Tompon'ny Taniny ireo ray aman-dreny ao amin'ny ARFM ahafahana manohy hatrany ny tolona efa natomboka. Tolona hanavotana ny tanindrazana sy hamerenana ireo nosy 5 miparitaka an'ny Malagasy... ♦ Madagasikara no mitantana ny kômity maharitra ho an'ireo mpiasam-panjakàna ambony ao amin'ny SADC nanomboka izao. Tontosa omaly ny famindram-pitantanana teo amin'ny sekretera jeneralin'ny Ministeran'y raharaham-bahiny Malagasy sy Simbaboena... ♦ Andro faharoa amin'ny Fier Mada ny anio. Fahombiazana ny andro voalohany. Tonga marobe teny amin'ny kianja Makis Andohatapenaka ny mpitsidika...
Ny fisehoan'i Masina Maria dia tohin'ny sy fanampiny amin'ny tantaram-pamonjena. Miseho amin'ny endrika roa ny anjara-toeran'i Masina Maria amin'ny tantaram-pamonjena, taorian'ny nitsanganan'i Jesoa ho velona : ny fisian'ny teo anivon'ny Eglizy ary faharoa fanohizany manely ny finoana ary fizarana ny fahasoavana azo tamin'ny famonjena... Katesizy momba an'i Masina Maria Virijiny, Renin'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Hervé Solofoarimanana.
• Hiova endrika ny tolona ataon'ireo ray aman-dreny eo anivon"ny ARFM, hisian'ny tena firenena Malagasy sy ny ambaran'izy ireo fa fanjakan'ny fanjanahana an'i Madagasikara amin'ny endriny vaovao... • Nandray ny fitantanana ny komity maharitra an'ireo ny mpiasam-panjakana ambony eo anivon'ny SADC i Madagasikara nanomboka androany... • Hetsika maro sosona no hanamarihan'ny Malagasy Karaté Do na ny MAKA ny faha-50 taonany. Hosantarina amin'ny sabotsy izao izany...
Taorian'ny nitsangan'i Jesoa tamin'ny maty dia niavaka ny fisian'i Masina Maria ho an'ny Eglizy sy ny Kristiana, Izy ilay Reny Masina mitondra ny hafatr'Andriamanitra amin'ny alalan'ireo fisehoana. I Masina Maria dia môdely amin'ny fahamasinana, misongadina amin'ny hatsaram-panahy, sy ny fanoloran-tena. Masina Maria dia tandindon'ny vehivavy izay tsy very anjara amin'ny fanompoana sy fitoriana ny vaovao mahafaly... Katesizy momba an'i Masina Maria Virijiny, Renin'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Hervé Solofoarimanana.
• Mibanjina, mitandrina ary mahafoy: izay no hafatra napetrak'i Mompera Rakotondranaivo José Gaston, Provinsialin'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, nandritra ny voady voalohany nataon'ireo frera miisa 13 mirahalahy avy eo anivon'ity fikambanana ity... • Notanterahana tao anatin'ny efatra andro ary nifarana omaly, ny “Festival de la diaconie de la beauté” sy ny “Foire du Diocèse vert”, tany amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco