♦ Mamolavola ny tatitra nasionaly fahaefatra mikasika ny fiovaovan'ny toetr'andro ny REDD PLU sy ny birao nasionaly misahana ny fiovan'ny toetr'andro... ♦ Tafiditra amin'ny fankalazana ny taona Erôpeana ho an'ny tanora amin'ity taona 2022 ity ny fiaraha-miasan'ny delegasiôn'ny vondrona Erôpeana sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny Plum'Art nanao ny sary tamin'ny tamboho teny amin'ny foibe fitsarana fiarakodia an'ny CUA eny Antsakaviro... ♦ Ny 75%-ny vokatra ara-indostria eto Madagasikara ahondratsika, dia akanjo avokoa. Antony nanombohana ny tetikasa Better Work eny anivon'ireny orinasa ireny...
Ny zavatra ananan'ny olona ara-drariny dia tsy tokony ho tazominy ho azy samirery na oviana na oviana, fa tokony ho heveriny hoe hiombonana amin'ny hafa. Izany hoe tsy tokony ho izy irery no hahazo tombotsoa amin'izany fa ny hafa ihany koa. Katesizy momba ny soa iombonana sy ny fiharian-karena, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
Alarobia 18 mey 2022 — Herinandro fahadimy fankalazana ny Paka — Ny ondriko mihaino ny feoko, hoy ny Tompo. Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 15, 1-8
♦ Mamolavola ny tatitra nasiônaly fahefatra mikasika ny fiovaovan'ny toetrandro Redd+ sy ny Birao Nasiônaly misahana ny fiovan'ny toetrandro, eto Madagasikara... ♦ Tafiditra amin'ny fankalazana ny taona eoraopeana ho an'ny tanora amin'ity taona ity, ny fiaraha-miasan'ny Delegasiôn'ny Vondrona Eoraopeana sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny Fikambanana Plum'Art... ♦ Manodidina ny 30.000 eo isan-taona ny taratasy fitoriana tonga eny anivon'ny Fampanoavana eto amintsika. Tsy marina noho izany, hoy ny Minisitry ny Fitsarana, ny filazana fa tsy itokisan'ny olona ny Fitsarana Malagasy...
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco