• Nanomboka andraony 12 aogositra ny fivorian'ireo Minisitry ny Raharaham-bahiny avy amin'ireo firenena mandrafitra ny SADC. Nitarika izany tetsy amin'ny CCI Ivato ny Lehiben'ny Diplomasia Malagasy, Rasata Rafaravavitafika... • Nanolotra fitaovana ahafahana manamafy ny asa fiarovana ny haren-dranomasina eto Madagasikara ny Vaomieran'ny Ranomasimbe Indiana, tamin'ny alalan'ny Sekretera Jeneraliny. Ezaka iraha-manana ny fiarovana ny fari-dranomasina, hoy Andriamatoa Edgard Razafindravahy... • Nankalazaina androany ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tanora. “Hetsiky ny tanora ho an'ny tanjon'ny fandrosoana lovainjafy”, izay no lohahevitra nvoizina. Isan'ny nanamarika izany i Madagasikara...
♦ Nanomboka androany ny filan-kevitry ny ministra eo anivon'ny SADC, tafiditra anatin'ny fihaonana an-tampony, izay raisin'i Madagasikara... ♦ Mbola tsy nahazo fankatoavana indray ny kianja Barea Mahamasina. Tsy tafiditra anatin'ireo firenena namoahan'ny Kônfederasiôna afrikan'ny baolina kitra "homologation" vaovao omaly i Madagasikara... ♦ Olona 29 tamin'ny volana jolay teo no tratra saika hiondrana antsokosoko atsy Mayotte tany amin'ny Distrika Ambanja sy Nosy-Be. Nisesisesy io tranga io tao anatin'ny telo volana hoy ny Kômandin'ny CIRGN Antsiranana... ♦ Nohalavain'ny filoha Amerikana 90 andro ny fampiatoana ny fampiakarana ny haban-tseranana ho an'i Chine...
♦ Hiakatra fitsaràna anio Andriamatoa Elia Rabevahiny miaraka amina olona 5 hafa, rehefa nosamborina noho ny fanoherana ny Base Toliara. Miantso ny hanafahana azy ireo madiodio ny antoko Otrik'afo... ♦ Mitaky ny hamoahana ny didim-panjakàna mamaritra ny fandraisana ho mpiasam-panjakàna ireo mpianatra nahavita fiofanana ireo niofana teo anivon'ny ENS. Nanao fanambaràna fanaizana momba izany izy ireo omaly... ♦ Nisokatra ho an'ny besinimaro nanomboka omaly ny lalana vaovao mampitohy an'i Ivato sy Andranotapahana. Heverina hampihena ny fitohanan'ny fiara, indrindra hidirana sy hivoahana ny seranam-piaramanidina Ivato izany...
Masina Maria no lohalaharana amin'ireo madinika sy mahantran'ny Tompo, izay matoky sy manantena famonjena avy aminy ; ary izy ihany koa ilay zanaka vavy an'i Siôna, nahataperan'ny fetr'andro nandrasana ela araka ny fampanantenana sady nahatanterahan'ny fandaharana vaovao, fa avy aminy no nakan'ny zanak'Andriamanitra ny fomba maha olombelona mba hanalany ny olombelona amin'ny fahotana.... Katesizy momba an'i Masina Maria Virijiny, Renin'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Hervé Solofoarimanana.
• Manatanteraka fitsidihana any amin'ny Diosezin'i Mananjary ankehitriny, ny Nonce Apostolique an'i Madagasikara. Ao anatin'izany no hankalazana ny faha-150 taonan'ny Fikambanana Société du Verbe Divin... • Mpivahiny masina miisa 4.500 no niatrika ny JMJ tao amin'ny Diosezin'i Fianarantsoa, izay nifarana ny alahady lasa teo... • Tsy ny manome ihany, fa ny fianarana mangataka ihany koa ny fitiavana, hoy ny Papa Léon IXV tamin'ny fampianarany ny alarobia 3 septambra 2025, tao anatin'ny Audience générale...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco