♦ Hanomboka anio ny fanaparitahana ireo fitaovana samihafa ilaina amin'ny fifidianana, araka ny tetiandro nampahafantarin'ny CENI... ♦ Manentana ny vahoaka Malagasy mba handray anjara amin'ny zotram-pifidianana ny Masoivoho Amerikana eto Madagasikara. Antoka hampahomby izany anefa, hoy ny fanamabarany, ny hanatanterahana fifidianana malalaka sy ara-drariny ary amim-pilaminana... ♦ Manomboka anio zoma amin'ny 3 ora tolakandro no ao am-bohitra, ao Tsaramihafara Itaosy, ny nofo mangatsiakan'i Tsimitoviaminandriandehibe Rajaofetra Guy, fantatra amin'ny anarana hoe Xhi...
♦ Noraisin'ny CENI tetsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato androany, irao fitaovana samihafa hampiasaina amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka ny 29 mey 2024... ♦ Nanomboka androany, manerana an'i Madagasikara, ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka, hatao amin'ny 29 mey 2024... ♦ Nomarihana androany 8 mey teny amin'ny Parvis Analakely ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Vokovoko Mena. Lohahevitra tamin'izany ny hoe: "Koloy aina, ny mahaolona"...
♦ Caravane, filaharam-be, hetsika fanentanana sy fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto, santionany tamin'ny fanokafana ny andron'ny fampielezan-kevitra nataon'ireo kandidà ny tapany maraina teo... ♦ 80% amin'ny toeram-pitsaboana fototra na CSB manerana ny nosy dia ny "infirmier" avokoa no mitazona azy, manamarika ny herinandro ho an'ny "infirmier" isika eto Madagasikara hatramin'ny 12 mey izao... ♦ Isan'ireo firenena mizaka ny voka-dratsy hateraky ny fiovaovan'ny toetry ny andro, izay miatraika mivantana amin'ny asa isika eto Madagasikara hoy ny Ministry ny asa, asa-panjakana ary ny lalàna sôsialy... ♦ Nahaton'i Etazonia tamin'ny herinandro teo ny famatsiana fitaovam-piadiana an'i Israely...
♦ Misokatra manomboka anio amin'ny distrika 120 manerana ny Nosy ary aharitra 20 andro ny fampielezan-kevitra ho an'ireo kandidà mirotsaka ho fidiana ho amin'ny fifidianana solombavambahoaka tanterahina ny 29 mey izao... ♦ Miato hatramin'ny faran'ny volana mey ny fivoriana eny amin'ny antenimieram-pirenena ho fanomanana sy ho fiatrehan'ireo solombavambahoaka amperinasa mbola mirotsaka ho fidiana amin'ny fifidianana ny 29 mey, hiverina hivory kosa ny birao maharitra ny volana jona... ♦ Olona am-polony no nahiditra am-ponja vonjy maika any Maroantsetra noho ny tsy fandoavana tamberim-bidy nataona mpandraharaha iray misehatra amin'ny La Vanille...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco