♦ Ahiana hivadika olana hafa ny krizy pôlitika misy eto Madagasikara raha tsy misy ny finiavana hamaha izany hoy ny filoha nasiônalin'ny FIVATO. Tafiditra anatin'ny krizy pôlitika mantsy isika hoy Andriamatoa Randimbielison William... ♦ Tokony omena vahana eto Madagasikara ny fisarihana ny mpampiasa vola hiasa eto amintsika mba ahafahan'ny toe-karena malagasy mahazo aina haingana hoy Andriamatoa Raphael Jacob manam-pahaizana momba ny lalàna... ♦ Hotanterahana ny 15 hatramin'ny 23 jolay izao indray ny festival ho an'ny trozona any amin'ny nosy Sainte Marie, Faritra Analanjirofo... ♦ Hiatrika fifidianana fitsapahan-kevi-bahoaka momba ny lalàm-panorenana ny vahoaka Malianina ny 18 jona ho avy izao...
♦ Natomboka tamin'ny fomba ôfisialy omaly ny fankalazana ny faha-63 taona niverenan'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara. Nanao antso avo ho an'ny Malagasy hanangan-tsaina ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina... ♦ Nanainga omaly teny Mahamasina hihazo an'Anjozorobe ny Fiara miisa 14 hanatanteraka ny hetsika ara-pahasalamana Sarobidy ny aiko amin'ny alalan'ny Rodorodo ara-pahasalamana... ♦ Manomboka miharina ny fanafarana sy fanondranana entana ataon'ny mpandraharaha. Misedra olana amin'ny fiovaovan'ny vola haloa eny amin'ny fadintseranana ny ankamaroan'izy ireo...
♦ Fananganan-tsaina sy firedonana ny Hiram-pirenena, teny anoloan'ny Lapan'ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra androany, no nanombohana ôfisialy ny fankalazana ny faha-63 taona niverenan'ny Fahaleovan-tena... ♦ Miverina mandeha ankehitriny ny fitaterana an-dalamby TCE, mampitohy an'i Moramanga sy Toamasina... ♦ Fiara 14 no hanatanteraka ny hetsika "Sarobidy ny aiko" amin'ny alalan'ny "Caravane de la santé" ; niainga teny amin'ny Kianja Barea, androany...
♦ Hampahafantarina amin'ny talata ho avy izao, ilay sata mifehy ny fitsipi-pitondran-tena amin'izao vanim-potoana fifidianana izao... ♦ Antony iray tsy maintsy hitohizan'ny fahatapahan'ny herinaratra mifandimby, ny fitombon'ny filan'ny mpanjifa amin'izao vanim-potoana ririnina izao, hoy ny Jirama... ♦ Mirongatra ankehitriny ny fanolanana zaza tsy ampy taona, ka anaovan'ny fikambanana SK, antso avo...
• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany, ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco