♦ Tsy maintsy jerena haingana sy ao anatin'ny fotoana fohy ny fampiroboroboana ireo sehatr'asa fiharian'ny mponina amin'ny ankapobeny ary jerena ihany koa ny vahaolana lavitr'ezaka amin'izany, araka ny nambaran'ny Filohan'ny Repoblika... ♦ Basy miisa 1089 sy bala 40 cartouches no nopotehina teny Analakely androany, anatin'ny iray volan'ny famontsoran-keloka faobe momba ny fitaovam-piadiana... ♦ Mitohy ny fikarohana ireo olona enina nisy naka an-keriny tany Maevatanana, araka ny nambaran'ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena...
♦ Miroso amin'ny Oniversite maty avokoa ny Oniversitem-panjakana miisa dimy, ankoatra ny Oniversiten'i Toliara. Nanomboka izany ny SECES sampana Toamasina androany... ♦ Nafampana ny tao Mandritsara androany, nisy tamin'ireo mpivarotra any an-toerana no tsy nanaiky ny fandaminana napetraky ny Fiadidiana ny Kaominina... ♦ Nisongadina sy nandroso kosa ny zava-bitan'ny fikambanana Les Orchidées Blanches tao anatin'ny 50 taona niorenany. Hatomboka rahampitso ny fankalazana...
♦ Nandray anjara tamin'ny fivoriana niarahan'ny parlemanta sinoa sy ny parlemanta aty Afrika i Madagasikara. Tamin'ny alalan'ny teknôlojian'ny fifandraisan-davitra no nanaovana ny fihaonana... ♦ Miditra an-tsehatra amin'ny fiarovana ny zon'ny mpiasa any amin'ny Banky ankehitriny ny randrana sendikaly... ♦ Nahafa-po ny mpanao asa tanana tao Nosy-Be ny fihaonan'izy ireo tamin'ny ministry ny Asa Tanana sy ny Haitao... ♦ Nosazian'ny fitsarana any Birmania 5 taona an-tranomaizina indray ilay praiministra teo aloha, Ramatoa Aung Suun Suki...
♦ Tsy fotoana tokony hisian'ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta eny anivon'ny Antenimieram-pirenena izao hoy ny solombavambahoaka Rakotoarisoa Johny. Fitsipaham-pitokisana kasaina hatao mandritra ny fivoriana ara-potoana voalohany manomboka amin'ny talata 03 mey izao... ♦ Mitaky ny hirosoana amin'ny fikaonan-doham-pirenena ho fanatanterahana ny fanorenana ifotony ny fikambanana FIAM. Tsy maintsy hatao izany hoy izy ireo raha tiana ny hamaha ireo olana ara-tsôsialy sy toe-karena misy ankehitriny... ♦ Mitaky karama farany ambany 300.000Ariary ny Randrana Sendikaly. Tsy ampy ny fisondrotan-karama 10% manoloana ny fisondrotry ny vidim-piainana misy ankehitriny...
• Omena anjara toerana ao amin'ny Jobilin'ny Olom-boatokana ny fampahafantarana ireo Olontsambatra sy Olomasina Malagasy... • Fivahinianana masina eny amin'ny Katedraly Andohalo no hanamarihan'ny Vehivavy Misionera Katolika eto Antananarivo ny fankalazana ny taon-jobily... • Nankahery ireo relijiozy vavy, hanavao ny fitiavany an'Andriamanitra, ny Papa Léon XIV tamin'ny fihaonany tamin'izy ireo ny alatsinainy 30 jona 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco