♦ Nandray ireo solontenam-panjakàna tonga nanao fitsidihana tany Antsiranana omaly ireo andian'olona nanao fihetsiketsehana... ♦ Mizarazara ny hevitry ny mpampianatra sy ny sekoly manoloana ny toro-marika nomen'ny ministry ny fanabeazam-pirenena amin'ny hiverenan'ny fampianarana anio alatsinainy... ♦ Handraisana fepetra hentitra avokoa ireo rehetra nanao fanotorana tany, nanomboka ny taona 2022 nivoahan'ny didim-panjakàna mandrara izany...
• Misy andian'olona nanao hetsika nanoloana ny vavahadin'ny Lapan'ny Tanana, mitaky ny fialan'ny Ben'ny Tananan'Antananarivo... • Nihemotra indray, raha saika hanao hetsika teny amin'ny Kianjan'ny 13 mey androany, ny K-FIM sy ny antoko Otrikafo. Nampanantsoina haingana nidinika tamin'ny Filoham-panjakana teny Iavoloha izy ireo... • Miha-mahazo vahana ao anaty tambajotra sosialy ny fitakian'ny tanora ny hampidinana ny saran'ny Internet eto Madagasikara, amin'izao fanovana kasaina hatao eto amin'ny firenena izao...
♦ Efa eny amin'ny antenimieram-pirenena ny volavolana teti-bolam-panjakàna lasitra LFI-2026, mba hahafahan'ireo solombavambahoaka mandinika izany ara-potoana hoy ny ministry ny toe-karena sy ny fitantanam-bola Docteur Ramiarison Herinjatovo... ♦ Nijoro nilanja sora-baventy nitaraina amin'ny ambarany ho fisian'ny antsojay mahazo ireo fianakaviana 35 monina eny amin'ny Atsimo-Atsinanan'Andraisoro. Nambaran'izy ireo fa misy olona milaza ho tompon'ny tany ka mikasa haka io tany, efa nohajariany nandritra ny 60 taona io... ♦ Nidina ifotony nijery sy nanaraka ny fivoaran'ny asa fanamboarana ireo milina miisa 3, an'ny Jirama ny Fiadidiana ny Repoblika...
♦ Tsy mikasa ny hitsoaka any ivelan'i Madagasikara ny ministra teo aloha nisahana ny fanabeazam-pirenena Docteur Marie Michelle Sahondrarimalala. Efa misy ireo ministra teo aloha no tafavoaka any ivelany... ♦ Taorian'ny fiovan-dokon'ny vovonana IRMAR teny amin'ny antenimieram-pirenena, niala tao amin'ny vovonana Firaisankina ihany koa ny antoko Tiako i Madagasikara... ♦ Iray amin'ireo ministera tena nanaovan'ny mpandraharaha Ravatomanga Mamy ampihimamba ny ministeran'ny toe-karena sy ny fitantanam-bola hoy ireo sendika eo anivon'ity ministera ity...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco