♦ Miantso ny solombavambahoaka handray ny andraikiny amin'ny tena fanarenana ny firenena ny filohan'ny Antenimieram-pirenena. Nanomboka androany ny fivoriana ara-potoana faharoan'ny andrim-panjakàna mpanao lalàna... ♦ Tsy maintsy ho henjehina araka ny lalàna ireo fanetriben'ny firenena. Tsy maintsy mamerina izay volam-panjakàna na harem-pirenena nahodikodiny ireo izay hananana porofo mazava... ♦ Takian'ny firaisamonim-pirenena misehatra amin'ny rano, ny fidiovana ary ny fanadiovana (OSCEAH) ny tsy aharava ny atrik'asa sy ny famatsiam-bola teknika ataon'ny mpiara-miombon'antoka amin'i Madagasikarsa...

♦ Namoahan'ny Praiministra vaovao toromarika tsy mahazo mivoaka an'i Madagasikara ireo ministra teo aloha sy tompon'andraikitra ambony, isaky ny Ministera... ♦ Mahazo vahana ny fitakiana fanoloana ny lehiben'ny fokontany tato ho ato. Tsy mahagaga raha misy ireny tranga ireny hoy ny KMF-Cnoe, noho ny tsindry tamin'ny vahoaka nialoha ny fifidianana farany teo... ♦ Namaly ny orinasa ADEMA ny Ravinal Airports izay mitantana ny seranam-piaramanidina Ivato sy Nosy-be androany momba ny ambara fa trosa tsy voaloa... ♦ Nahazo praiministra vaovao ny any Japon. Niantefan'ny safidin'ny maro an'isa teo anivon'ny antenimieram-pirenena Ramatoa Sanae Takaichi...

♦ Nampahatantarina omaly teny Iavoloha ny Praiministra lehiben'ny governemanta amin'izao fitondràna vaovao eto amin'ny firenena izao. Voatendry ho amin'izany andraikitra izany Andriamatoa Herintsalama Rajaonarivelo... ♦ Hiatrika ny fivoriana ara-potoana faharoa amin'ity taona ity manomboka anio ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza. Fivoriana tsy maintsy handaniana ny Lalàna mifehy ny teti-bolam-panjakàna ho an'ny taona 2026... ♦ Hangata-panazavàna amin'ny HCC momba ny fanapahana navoakany ny 14 oktobra teo ny CENI... ♦ Miharatsy ny fifandraisana ara-diplômatika eo amin'i Colombie sy Etats-Unis...

• Voatendry ny hariva teo ny Praiminisitra vaovao, Herintsalama Rajaonarivelo... • Miantso fifampidinihana ny antoko TGV, araka ny fanambarana nataon'ireo mpanara-dia ny Filoha teo aloha androany... • Nanokana dimy andro hihainoana ny olan'ireo mpanjifa amin'ny fikarakarana taratasy ny Sampan-draharahan'ny Fananan-tany sy ny Fandresesan-tany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...