♦ Manainga antsika Malagasy tsy misy fanavahana mba samy hisalotra ny hambompom-pirenena amin'ny fitakiana ireo nosy Malagasy ny Sendika SECES... ♦ Tsy maintsy nopotehina sy nodorana ireo menaka 56 baoritra ahitàna tavoahangy 672 isa tratra tany Antsirabe, izay voamarina fa tsy azon'olombelona hohanina... ♦ Mitohy ny angaredona amin'ny fikarohana ilay sambo A.W, izay tsy hita efa ho telo herinandro izao... ♦ Mavesatra ny vokatry ny tondra-drano any Texas, farafahakeliny 78 ireo maty. 27 ireo tovovavy mbola tsy hita popoka...
♦ Mbola misy ny fampihorohoroana atao amin'ny vahoaka any Antanambao-Mahatsara, Distrika Vatomandry ankehitriny, mikasika ny tsy fanekena vokam-pifidianana ben'ny tanàna ny volana desambra 2024... ♦ Mampiseho ny tsy fahaiza-mitantana sy ny tsy fananan'ny fitondram-panjakàna vola, ny olana ara-tsosialy sy toe-karena eto Madagasikara ankehitriny hoy ireo solombavambahoaka mpanohitra... ♦ Mitaraina ireo Federasiôn'ny Mpanao Asa-tanana fa ahondrana any ivelany ireo akora fototra fanaovana asa-tanana tsara kalitao... ♦ Noraisin'i Papa Léon-XIV, tao amin'ny Lapa Apôstôlika tao Vatican omaly, ny Praiministra avy any Montenegro, Miloiko Spajich...
♦ Volavolan-dalàna miisa 13, sy tolo-dalàna miisa 6 no lany teny amin'ny Lapan'i Tsimbazaza, nandritra ny fivoriana ara-potoana voalohany, izay nifarana omaly... ♦ Mitaky ny fialàn'ireo ministra tsy nahavita ny andraikiny ny antoko Malagasy Tonga Saina (MTS). Isan'izany ny ministry ny fahasalamam-bahoaka... ♦ Tafajoro ny vovonana MIRADIA, mba ho fiomanana mialoha sy hanalefahana ny voka-dratsy hateraky ny fiovan'ny toetr'andro eto Madagasikara... ♦ Mamely ny Firenena maromaro any Europe ankehitriny ny hafanambe migaina izay niteraka firehetana, isan'izany ny tany Grece...
• Volavolan-dalana miisa 13, niampy tolo-dalana miisa 6 no lany teny amin'ny Lapan'i Tsimbazaza, nandritra ny fivoriana ara-potoana voalohany, izay nifarana androany... • Mitaky ny fialan'ireo minisitra tsy mahavita ny andraikiny, ny antoko Malagasy Tonga Saina na MTS. Isan'izany ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka... • Tafajoro ny vovonana marolafy “Miaradia”, mba ho fiomanana sy hanalefahana ny voka-drasty ateraky ny fiovan'ny toetrandro eto Madagasikara...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco