♦ Notontosaina teny amin'ny EKAR Katedraly Andohalo omaly tolak'andro ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana, notarihan'ny FFKM ho fitrotroana am-bavaka ny firenena, noho ny fanamarihana ny faha-65 taona niverenan'ny fahaleovantena... ♦ Mihemotra ny fitsinjaram-pahefana eto Madagasikara, hoy ny solombavambahoaka avy amin'ny antoko Tiako i Madagasikara... ♦ Natolotra tamin'ny fomba ôfisialy ny vahoakan'Anosiala atao amin'ny distrikan'Ambohidratrimo ny sabotsy teo teny amin'ny Kianja Barcelone ny Ben'ny Tanàna voafidy teny amin'ity kaominina ity... ♦ Mihamafy ny ady eo amin'i Israely sy Iran, taorian'ny daroka baomba nataon'i Etazonia...
♦ Hilatsaka ho mpanelanelana eo amin'ny raharaham-pirenena ny vondrona Panorama. Misy vondrona pôlitika hafa sy Firaisamonim-pirenena miara-dia amin'izy ireo amin'izany ka tanjona ny hampifanantonana ireo mpanao pôlitika mitovy fomba fijery... ♦ Ho ambohipihaonan'ireo mpisehatra loharanon-karena anaty ao amin'ny Faritra Amoron'i Mania ny hetsika FOARA AMBALASIRA, izay hatao ny 20 hatramin'ny 24 aogositra ho avy izao... ♦ Efa manomboka nivoaka omaly ny voka-panadinana CEPE... ♦ Nilaza ho efa nanafika an'i Iran indray ny tafika Israelianina androany sabotsy...
♦ Nanao fanambarana voalohany manoloana ilay raharaha fanapoizinana sakafo teny amin'ny sampanana Imerikasinina-Ambohimalaza ny tonia mpampanoa lalàna ao anivon'ny Fitsarana Ambaratonga voalohany Antananarivo, Rakotoniaina Narindra, taorian'ny fahavitan'ny fakana am-bavany an'ireo olona miisa 8, voarohirohy tamin'ity raharaha ity... ♦ Mbola nisy olona iray vaovao tratry ny fanapoizinana ara-tsakafo teny Imerikasinina iny ihany indray omaly tonga teny amin'ny hopitaly HJRA, miis 26 araka izany ireo manaraka fitsaboana eny an-toerana... ♦ Hiroso amin'ny fanisana ireo Malagasy mpanao asa tanana ny MInistera, hanohizana ny fizarana karatra maha matihanina...
• Miditra amin'ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra amin'ny fitantanana ao aminy, ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka. Ny teny amin'ny CHU SSPA Analakely sy ny eny amin'ny CHU HJRA no nanombohana izany... • Hiroso amin'ny fanisana ireo mpanao asa tanana Malagasy ny Minisiteran'ny Fizahan-tany sy ny Asa Tanana, ahafahana manohy ny fizarana karatra maha matihanina ho an'ireo mpana asa tanana... • Isan'ny lesoka amin'ny fanabeazana eto aminstika ny fandaharam-pianarana, ka mila ahitsy izany, hoy ny mpanabe iray...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco