♦ Hitodika any Toamasina anio ny mason'ny Malagasy rehetra, amin'ny lalaon'i Barea sy i Côte d'Ivoire. Ho entintsika eto ny zava-misy any an-toerana, amin'izao ora efatra mialohan'ny lalao izao... ♦ Namory ireo ministra voakasiky ny fitandroana ny filaminana teny amin'ny Lapan'i Mahazoarivo omaly ny Praiministra, manoloana ny tranganà fanolanana sy tsy fandriam-pahalemana... ♦ Nametram-pialàna ny ministry ny raharaham-bahiny armeniana. Miaina anaty krizy ity firenena ity... 

♦ Hotanterahina anio tolak'andro ny lalao miverina eo amin'ny Barea sy ny Elefanta ivôriana, izay ho tanterahina any amin'ny kianja Barikadimy Toamasina... ♦ Manao antso avo amin'ny fanjakana ireo mpiasa roa eo anivon'ny Jirama. mbola tsy tafaverina amin'ny asany izy ireo, dimy taona aty aorian'ny fitarihana fitokonana tamin'ny taona 2015... ♦ Nahita vaksiny fanindroany fanefitry ny Covid-19 ny orinasa mpamokatra fanafody iray any Etazonia... 

Talata 17 nôvambra 2020 — Herinandro faha-33 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 19, 1-10 — Ny teninao, ry Tompo, no fahamarinana. Ankamasino amin’ny fahamarinana izahay.

♦ Hivory voalohany handinika ny fikatsoan'ny fivoriana ara-potoana eny Anosikely rahampitso ireo loholona... ♦ Tsy nisy afaka mivoaka sy miditra ao Ambatoboeny intsony nanomboka androany ireo fiara, vokatry ny fahatapahan'ny lalana... ♦ Andrasana amin'ny Alarobia izao ny tohin'ny dinika hanatsarana ny fifandraisana eo amin'i Bahreine sy ny Emirats arabo mitambatra... 

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 oktobra 2025

• Hampahafantarina amin'ny fomba ofisialy, ny 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Hotanterahana eny Bevalala ny fangataham-pahasoavana sy fametrahana eo ampelatan'Andriamanitra ny Taom-pianarana 2025-2026, ho an'ny Sekoly Katolika eto amin'ny Diosezin'Antananarivo... • Fahazavan'ny Fiadanana sy ny Fandriam-pahalemana ary ny Fanantenana ho an'izao tontolo izao ny Fahamasinana, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...