♦ Mankasitraka ny asa vitan'ny governemanta amin'ny ankapobeny ny filohan'ny Antenimieram-pirenena raha namarana ny fotoam-pivoriana ara-potoana faharoa tetsy amin'ny CCI Ivato... ♦ Nomelohan'ny Fitsaràna sazy an-terivozona 20 taona i Paul Rafanoharana tamin'ny Apollo 21, 10 taona ho an'i Marc François Philipe. Afaka madiodio ireo zandary sy miaramila voarohirohy... ♦ Mitaky ny hanafoanana ny lalàna vaovao mifehy ny fananan-tany ny vovonam-pikambanan'ny tantsaha eto Madagasikara miraka amin'ny SIF...

Tsy ny pretra diôseziana ihany no antsoina hoe pretra eto Madagasikara, fa maro ny fikambanana mampiofana pretra. Misy maha samihafa azy ny pretra relijiozy sy ny diôseziana ; ohatra ny relijiozy dia manaraka ny fiainam-pikambanana misy azy, manana haim-panahy ho azy manokana. Katesizy momba ny antso ho amin'ny fandraharahana masina "fiofanana", iarahana amin'i P. Abdon Rafidison.

Sabotsy 18 desambra 2021 — Herinandro mialoha ny Noely — Ry ilay Solofon’i Jese, fisehoan’ny fivondronan’ny vahoaka, avia hamonjy anay, aza maharitra ela intsony — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 1, 18-24

♦ Nomelohin'ny Fitsarana, sazy asa an-terivozona 20 taona i Paul Rafanoharana, tamin'ny raharaha Apollo 21... ♦ Mankasitraka ny asa vitan'ny Governementa, amin'ny ankapobeny ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena, raha namarana ny fotoam-pivoriana faharoa, tetsy amin'ny CCI Ivato... ♦ Natomboka androany ny fanamarihana ny taona folon'ny famokarana tantanam-pianakaviana, ho antsika eto Madagasikara...

[Miara-dàlana] Zoma 20 jona 2025

• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...