Zoma 01 mey 2020 — Herinandro fahatelo amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 6, 53-60 — Nitsangan-ko velona i Kristy, sady nitondra antsika amin'ny mazava, isika izay navotany tamin'ny Rany.

♦ Niarahaba manokana an'i Madagsikara noho ny voka-pikarohana nahafahana namoaka ny tambavy CVO ireo Filoham-pirenena Afrikanina maro omaly... ♦ Tsy nisy nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus avokoa ireo olona 121 natao fitiliana tato anatin'ny 24 ora... 

♦ Manohana ny tokony hisain'ny fivoriana ara-potoana voalohany ho an'ny parlemanta manomboka ny 05 mey izao ny loholona Olivier Rakotovazaha sy ny depiote Mamy Rabeniriana... ♦ Mangataka fihaonana mivantana amin'ny Filoham-pirenena ny vondron'ny mpitatitra ao an-drenivohitra sy ny manodidina... ♦ Manao antso avo amin'ny tompon'andraikitra ny mpiasa ao amin'ny kaminina an-drenivohitr'i Morondava...

(29-04-2020) Ilaina ny firaisankina satria ao anatin' ny fotoantsarotra izao tontolo izao.

[Miara-dàlana] Zoma 30 mey 2025

• Notanterahana androany ny Andron'ny Sekoly Katolika teto amin'ny Diosezin'Antananarivo, ka Eokaristia Masina notarihan'ny Arseveka no nanombohana izany... • Notanterahana ny 27 hatramin'ny 29 mey 2025, ny fihaonan'ireo mpanabe eo anivon'ny seminera, tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana... • Antso voalohany ho antsika ny ho olombelona. Io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...