Zoma 17 aprily 2020 — Zoma amin'ny havaloanandron'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 21, 1-14 — Ity no andro nataon'ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika.
♦ Mitombo hatrany ny olona voaporofo fa sitrana soa aman-tsara tamin'ireo nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus teto Madagasika. Androany olona efatra vaovao indray no sitrana... ♦ Tsy maintsy mandinika isan'andro ny paik'ady hamongorana ny tsimok'aretina Coronavirus ny anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Mety miovaova izny arakaraka ny zva-misy manerana ny Nosy...
♦ Tsy tokony ahiliky ny fiaraha-monina ireo mararin'ny Coronavirus sitrana soa aman-tsara ka miverina any amin'ny fianakaviany... ♦ Ahetsika ihany koa ankehitriny ny mpanentana ara-pahasalamana mba hiadiana amin'ny aretina entin'ny Coronavirus... ♦ Mitaky ny hampiatoana ny tsenan'omby ny mponina any amin'ny distrikan'i Besalampy amin'izao ady atao amin'ny Coronavirus izao...
(15-04-2020) Ilaina ny fankaherezana amin'ny lafiny rehetra manoloana ny zavatsarotra lalovan'ny zanak'olombelona izao.
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco