15 avrily 2025 — Talata Masina — Arahaba, ry Mpanjakanay, fatra-panaiky ny Ray, nentina nofantsihana tamin’ny Hazofijaliana Ianao, toy ny zanak’ondry bonaika hovonoina — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo. 13, 21-33. 36-38)
• Hifantoka betsaka amin'ny fanatanterahana ny paikadim-pirenena iadiana amin'ny kolikoly taona 2025–2030, ny asa hotanterahan'ny Filoha vaovaon'ny CSI, izay vao nandray ny asany androany... • Tokana ihany ny SPSM, dia ireo lany ara-dalana tamin'ny fifidianana, hoy ireo Birao mpikambana androany... • Mitodika amin'ireo tanora mpandraharaha eto Afrika ny fifaninanana “Prix Pierre Catel”...
• Tanora miisa 460 avy amin'ny Paroasy Katedraly Morombe sy ny Distrika Avaradrova no nanatanteraka ny fivahiniana masina nandritra ny telo andro tany Akilivalo Ankida... • Hiatrika lasy fiofanana ny 22 hatramin'ny 26 avrily ny Fanilon'i Madagasikara... • Manentana antsika hiaina ao anatin'ny fahanginana, amin'izao herinandro masina izao, ny Papa François...
♦ Toa misy fitanilàna ny fandraisana ireo filoham-pirenena vahiny ho avy eto Madagasikara, handray anjara amin'ny fivorian'ny COI, hoy ny antoko Tsara Tahafina... ♦ Somary atao latsa-danja ny fandraisana ireo mpampianatra nahavita fiofanana tamin'ny sekoly ambony toy ny ENS, raha mitaha amin'ireo mpiasam-panjakàna hafa... ♦ Karohina fatratra ankehitriny ilay vehivavy nikasi-tanàna ankizy iray tany Ampanefena-Vohémar... ♦ Manentana antsika hiaina ao anaty fahanginana ny Papa François amin'izao Herinandro Masina izao. Fotoana fisaintsainana sy hahatsiarovana ny ady misy eo amin'ny fahazavana sy ny haizina...
• Ny fanakaikezana ny mahantra sy ny fanakaikezana ny pretra, ireo no teboka roa nisongadina, nandritra ny fihaonan'ny Evekan'i Madagasikara tamin'ny Papa Léon XIV... • Ankizy katolika manaja ny tontolo iainana, fanantenan'ny Eglizy : io no teny manentana ho an'ny ankizy rehetra tao amin'ny Diosezin'i Morombe, nentina nanamarihana ny Jobily 2025, ho an'ny ankizy... • Eokaristia Masina notanterahana tao amin'ny EKAR Masina Misely Itaosy omaly, no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha-25 taona niorenan'ny fikamban-drelijiozy Masera Carmélites Mineures de la Charité...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco