Mitranga ho azy ny olana eo amin'ny fiaraha-monina vokatry ny fahatrana sy ny ady ary ny raharaha ara-politika, eo koa ny fanalalahana. Rehefa ao anaty fahantrana ny olona dia noana, tsy afaka miasa ka manaiky ny fizahozahoana sy ny fanararaotrana. Ny fiaraha-monina dia voajanahary ka mila miara-misalahy mba hitovy lenta ny be sy ny maro. Katesizy momba ny politika araka ny fijerin'ny Eglizy, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
Sabotsy 1 aprily 2023 — Herinandro fahadimy amin'ny Karemy — Amorony fo madio aho, ry Andriamanitra; amereno ny hafaliana avy amin’ny vonjinao — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo. 11, 45-56)
♦ Nifarana androany ny fihaonambe dingana voalohany nataon'ny FFKM teto andrenivohitra. Miantso ny fampitsaharana ny fifampihantsiana izy ireo, hoy ny Filohany, ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi... ♦ Nahemotra iray andro ny famaranana vonjy maika ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Efa manomboka anefa ny fanontana printy ny lisitra mba ahafahan'ny olom-pirenena manamarina izany, eny amin'ny Fokontany, ao aorian'ny fikatonana vonjy maika... ♦ Nanambara androany, ny Minisitry ny Kolontsaina sy ny Serasera, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, fa tsy mbola nanakatona orinasan-tserasera sy nanagadra mpanao gazety ny mpitondra ankehitriny...
♦ Manentana ny diosezy rehetra hanatanteraka ny fisoratana anarana amin'ny fandraisana anjara amin'ny Fihaonana Nasionaly andiany faha-3 ho an'ny Ankizy ny Vovonam-Pirenena Katolikan'ny Ankizy... ♦ Ny fitiavan'Andriamanitra no hery mampiova mandrisika hitory ny Vaovao Mahafaly, hoy ny Papa François, tamin'ny katesizy ny alarobia 29 marsa 2023... ♦ Antenaina hivoaka ny hôpitaly Gemelli ny sabotsy 1 aprily 2023 ny Papa François...
• Hankalaza ny faha-150 taona nanirahana ireo misionera voalohany ny fikambanan-dry Masera Filles de Marie Auxiliatrice... • Hotanterahana, any amin'ny Distrikan'i Mahitsy, ny 31 jolay hatramin'ny 3 aogositra 2025, ny JMJ an'ny Diosezin'Antananarivo... • Niantso ny mpino ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus, mba hiombona amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fizarana an-kafaliana lalandava ny fanomezan'ny fitiavana...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco