♦ Efa tafiditra any anivon'ny fonja ny tsimok'aretina Coronavirus ankehitriny. Voafonja 42 no voamarina ho mararin'ny Covid-19... ♦ Andro iray ihany fa tsy roa andro araka ny voalaza tany aloha ny fanatanterahana ny fanadinana CEPE... ♦ Azo vokarina sy amidy malalaka eto amintsika tsy ho ela ny toaka gasy...
♦ Niampy roa indray ny olona matin'ny Covid-19 eto Madagasikara, araka ny tarehimarika navoakan'ny CCO omaly... ♦ Nahazo fahazoan-dalana ara-tontolo iainana ny tetik'asa Sahofika izay hitrandrahan'ny vondrona Neho herinaratra amin'ny alalan'ny rian-drano... ♦ Mbola mijanona ho honohono aloha ny famindrana ny tetik'asa Tanamasoandro ho eny Imerintsiatosika...
Alarobia 17 jona 2020 — Herinandro faha-11 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masina nosoratan'i Masindahy Matio 6, 1-6. 16-18 — Ampianaro ahy, ry Tompo, ny soritrao, ary tariho ho amin'ny fahamarinanao aho.
Miha mahazo vahana any LIBAN ankehitriny ny krizy arat-toekarena sy ara-politika.
• Ny fanakaikezana ny mahantra sy ny fanakaikezana ny pretra, ireo no teboka roa nisongadina, nandritra ny fihaonan'ny Evekan'i Madagasikara tamin'ny Papa Léon XIV... • Ankizy katolika manaja ny tontolo iainana, fanantenan'ny Eglizy : io no teny manentana ho an'ny ankizy rehetra tao amin'ny Diosezin'i Morombe, nentina nanamarihana ny Jobily 2025, ho an'ny ankizy... • Eokaristia Masina notanterahana tao amin'ny EKAR Masina Misely Itaosy omaly, no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha-25 taona niorenan'ny fikamban-drelijiozy Masera Carmélites Mineures de la Charité...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco