♦ Nitsidika tao FATIMA toerana nisehoan'i Masina Maria tamin'ireo ankizy miisa 3 mianadahy mpiandry ondry tamin'ny taona 1917 ireo Ekipan'ny Fahazavan'i Madagasikara nandray anjara tamin'ny JMJ tany Lisbonne Portugal... ♦ Mitsingerina androany ny faha-32 taonan'ny diaben'ny fahafahana notarihan'ny "hery velona Rasalama". Fidinana an-dalambe nankeny Iavoloha niafara tamin'ny rà mandriaka. Olona maro no namoy ny ainy, toa izany koa ireo naratra... ♦ Nanaitra ny mpitantana ny tanànan'Antananarivo renivohitra manoloana ny fivangongoan'ny fako amin'ny faritra maro ao an-drenivohitra indray ny mpikambana eo anivon'ny Antoko Politika Madio. Hetsika notanterahana teny Namontana...
Ny asa dia manambara ny maha-izy ny tena. Maro ny olona no mihevitra fa izay mahazo vola betsaka amin'ny tambin'ny asa no ambony. Ny asa mendrika dia izay rehetra mampivelatra ny maha-olona. Araka ny voasoratra ao anaty Baiboly ; rehefa niantso ny mpianany i Jesoa dia niova ny asa fanaon'ireo voaantso ary lasa mpanarato olona izy rehetra. Katesizy momba ny asa, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
10 aogositra 2023 — Masindahy Laurent, Diakra Martiry — Fety — Izaho no fahazavan’izao tontolo izao, hoy ny Tompo, izay manaraka Ahy no hanana ny fahazavan’ny fiainana — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo. 12, 24-26)
♦ Nandalo tany Fatima, toerana nisehoan'i Masina Maria tamin'ireo ankizy telo mianadahy mpiandry ondry, tamin'ny taona 1917, ireo Ekipan'ny Fahazavan'i Madagasikara, nandray anjara tamin'ny JMJ natao tany Lisbonne Portugal... ♦ Fanambin'ny Filoha teo aloha, Hery Reajaonarimampianina, amin'izao fiverenany an-tanindrazana izao, ny famerenana amin'ny laonina ny fiainam-bahoaka... ♦ Nanaitra ny mpitantana ny Tananan'Antananarivo Renivohitra manoloana ny fivangongon'ny fako amin'ny faritra maro ao an-drenivohitra indray, ny mpikambana ao amin'ny Antoko Pôlitika Madio...
• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco