16 jolay 2023 — Alahady Tsotra fahadimy ambin'ny folo Mandavantaona — Taona A — Ny Teninao, ry Tompo, no fahamarinana; ankamasino amin’ny fahamarinana izahay — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 13, 1-23)
Ny aretina "mycoses" dia misy mandavan-taona, indrindra amin'ny vanim-potoana fahavaratra satria mafana no misy hamandoana mandritra iny fotoana iny. Mety ho tratran'ity aretina ity daholo ny sokajin-taona rehetra. Mety miverim-berina. Mifindra amin'ny olona samy olona amin'ny alalan'ny fifampikasoana na fampiasana ireo zavatra iombonana. Ny olona mety handairany kokoa : olona malemy hoditra, ireo manana olana amin'ny fikorinan'ny ra... Ireo karazana mycoses : bucales ao anaty vava, vaginales/génitales amin'ny taovam-pananahana, cutanées eny amin'ny hoditra. Fambara : Mangidihidy, mamaivay, manaintaina...
♦ Mizarazara ny hevitr'ireo mpanao pôlitika eo am-piandrasana ny resaka hataon'ny Filohan'ny repoblika Rajoelina Andry, rahampitso... ♦ Tsy azo terena hanao asa tsy sitraky ny fony ny mpandraharaha na mpiasam-panjakana hoy ny sendika Seces sampana Anananarivo. Ny asa mifandraika amin'ny fanomanana sy fiomanan'ireo mpianatra hanao tezy ihany no azo anerena azy ireo... ♦ Niantso ireo mpiasan'ny CNaPs mba hiverina hiasa tamin'ny alalan'ny naoty ny Filan-kevi-pitantanana... ♦ Tafakatra 289 ireo ankizy maty mandritra ny fiampitàna ny ranomasina Méditeranée, araka ny tatitry ny UNICEF...
♦ Iray miliara Ariary ny fatiantoky ny CNaPs vokatry ny fikatonan'ireo masoivoho manerana ny nosy, hoy ny konfederasiôn'ny mpiasa malagasy na ny CTM... ♦ Mitombo isan-taona ireo tanora nahazo ny Master-II, eo anivon'ny UCM. Navoaka omaly ny andiany AMBOARA izay nisy mpianatra miisa 289... ♦ Seranam-piaramanidina fahaenina eto Madagasikara nahazo ny fanamarinana amin'ny maha seranam-piaramanidina iraisam-pirenena azy ny ao Ravoraha Sainte Marie, izay notokanan'ny Filohan'ny repoblika omaly... ♦ Mihatra ny didy fisamborana iraisam-pirenena ho an'ilay mpisolovava frantsay Juan Branco, araka ny fampahafantaran'ny fitsaràna Senegale...
• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco