♦ Hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE anio ireo mpianatra amin'ny taona faha-5 manerana an'i Madagasikara. Mpiadina maherin'ny 520.000 no voasoratra anarana... ♦ Miroso ny fangatahan'ny firenena malagasy hanitatra ny rambon-tany ambany ranomasina na ny "plateau continental" any amin'ny tapany atsimon'i Madagasikara. Miara-miasa amintsika amin'ny fanatanterahana izany ry zareo Sinoa... ♦ Afaka handray mpivarotra avo roa heny ny tsenan'ny Coum eny amin'ny 67Ha manomboka izao. Omaly no notokànana tamin'ny fomba ôfisialy ity tsena nasiam-panavaozana ity...
Vao tsy ela izay no nampahafantarana ny zotra sinaodaly. Mivavaka isika mba ho fotoana lehibe iray hifampihainoan'ny tsirairay izy io. Tsy vokatry ny paik'ady na programa na fandaharan'asa mantsy ny fiombonana fa miorina amin'ny fifampihainoana eo amin'ny samy mpiray tampo. Katesizy momba ny fifandraisan'ny mpiara-belona, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
Talata 21 jona 2022 — Herinandro faharoa ambin'ny folo mandavantaona — Ny teninao, ry Tompo, no fahamarinana, ankamasino amin’ny fahamarinana izahay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 7, 6. 12-14
♦ Fety telo sosona no nankalazain'ny Fikambanana Salezianina Don Bosco, tany Betafo androany... ♦ Efa tonga eny anivon'ireo foibem-panadinana manerana ny nosy, ny taratasim-panadinana amin'ny CEPE, izay hotanterahana rahampitso... ♦ Miroso kosa ny fangatahan'ny firenena Malagasy hanitatra ny rambon-tany ambany ranomasina, any amin'ny tapany atsimon'i Madagasikara...
• Hampahafantarina amin'ny fomba ofisialy, ny 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Hotanterahana eny Bevalala ny fangataham-pahasoavana sy fametrahana eo ampelatan'Andriamanitra ny Taom-pianarana 2025-2026, ho an'ny Sekoly Katolika eto amin'ny Diosezin'Antananarivo... • Fahazavan'ny Fiadanana sy ny Fandriam-pahalemana ary ny Fanantenana ho an'izao tontolo izao ny Fahamasinana, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Angelus omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco