♦ Tsy maintsy tadiavina ny fomba hampiakarana ny vidin'ny lavanila hoy ny filoham-pirenena tany sambava omaly. Tokony raiketina ofisialy ny vidiny mba tsy hisian'ny fanararaotana... ♦ Mitaky fihaonana amin'ny filoham-pirenena ny vovonam-pikambanan'ny tantsaha eto Madagasikara manoloana ny fankatoavan'ny HCC ny lalana mifehy ny tany tsy vita titre... ♦ Misedra olana ny tontolon'ny jono. Tsy afaka hanondrana makamba any Eraopa ireo orinasa mpamokatra raha tsy voavaha ny fitokonan'ny ASH...

Mba hahamafy orina ny maha-izy ny tena dia ilaina mandrakariva ny fifampizaram-piainana amin'ireo ray aman-dreny. Ny fifanankalozan-kevira no miteraka ny fifampitokisana ary mampisava ny tahotra. Toetra iray, tokony halavirina ny fivadiham-pitokisana sy ny fanaovana " tsobo-drano-Ramiangaly " satria tsy mampivoatra izany. Katesizy momba ny fananana hazo-damosina, iarahana amin'i P. Rakotonarivo Fidy Isidore.

Sabotsy 30 oktobra 2021 — Herinandro fahatelopolo mandavantaona — Ny Teninao, ry Tompo, dia fanahy sy fiainana; Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 14, 1. 7-11

♦ Mbola mitohy ny fanadihadiana mahakasika ny raharaha Apollo 21, noho ny fangatahana naton'ireo mpivolovava ny olona voarohirohy, hoy ny Ministry ny Fitsarana... ♦ Tsy tokony ho latsaky ny 75.000 Ariary ny kilaon'ny lavanila maitso, ividianan'ny mpanangom-bokatra amin'ny tantsaha any Sava. Nanolotra vahaolana momba ny lavanila ny fitondranana...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 15 septambra 2025

• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany,  ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...