Talata 28 desambra 2021 — Ireo zaza tsy manan-tsiny — Andriamanitra ô midera anao izahay; manambara fa Ianao no Tompo; ary mihoby anao ny antokon'ny martiry feno hadiovana — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 2, 13-18

♦ Nisokatra nanomboka androany ny fanadiahadiana momba ilay sambo rendrika tanyAmpenjalava. Karohana fatratra ilay kapitenin-tsambo, izay mbola velon'aina... ♦ Olona telo hatramin'ny antoandro teo no noraisina eny amin'ny CTC Soamandrakizay. Ampy ny mpitsabo sy ny fitaovana, raha ny nambaran'ny Talen'ity CTC ity... ♦ Tsy misy fiovana kosa fa mijanona ho fombafomba fotsiny ihany ny fahavitrihan'ireo mpirotsaka ho fidina, manao tatitra amin'ny fandaniana ara-bola mandritra ny fampielezan-kevitra...

♦ Nirary soa ho an'ireo olona any amin'ny toerana ianjadian'ny fahoriana, ho tonga toeram-pamonjena, ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara... ♦ Nasongadin'i Mgr Paolo Rocco, Nonce Apostolique, tamin'ny firarian-tsoa nataony ny fiahiana manokana ireo tena mahantra mba hahazo ny hazavam-piainana amin'izao Noely izao... ♦ Miantso fiombonam-bavaka amin'ny 28 desambra 2021 ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ho an'ireo nodimandry sy ireo niharam-boina tamin'ny loza nifanesy teto amin'ny firenena tamin'ity taona 2021 ity...

♦ Natokan'ny Fivondronamben'ny Eveka Katôlika eto Madagasikara hivavahana manokana ho an'ireo Malagasy havana matin'ny loza samihafa nitranga teto amin'ny firenena, ny andron'ny talata 28 desambra... ♦ Nisokatra nanomboka androany, mandray an-tanana ireo mararin'ny Covid-19 "forme modérée" ny CTC eny Soamandrakizay... ♦ Mitaky ny tsy hampiharana ny lalana vaovao mifehy ny fananan-tany, nolanian'ny parlemantera tamin'ity taona ity sy nankatoavin'ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana, ny Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra Nasionaly...

[Miara-dàlana] Zoma 17 oktobra 2025

• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...